Category: ACTUALITE

UMMI MADAGASCAR 2

UMMI MADAGASCAR: Nizara rano fisotro madio maimaim-poana.

Nizara ranom-boankazo sy ny rano fisotro madio ho an’ny mponina Ampasika sy ny manodidina ny mpino salamo avy ao amin’ny  » Union des Mouballighs Malagasy...

OMACI BRITISH 1

OMACI: Hitsangana eto Madagasikara ny tranom-pamokarana sarimihetsika ana vahiny.

Ho fanatsarana ny tontolon’ny sarimihetsika eto an-toerana, miara-miasa amin’ny tranom-pamokatra sarimihetsika avy any Hongrie ny Ofisy ny sarimihetsika Malagasy...

CR ANALAMANGA

FARITRA ANALAMANGA : Eny amin’ny fokontany no hiainga ny ady amin’ny pesta.

Nandray ny andraikiny ny faritra Analamanga hiadiana amin’ny valan’aretina pesta. Nisy ny fivoriana maika nataon’izy ireo androany 02 Oktobra 2017. Nitsangana noho...

CENI 1

CENI: Hanao fanamarinana ny lisitry ny mpifidy.

Fanatsarana ny  lisi-pifidianana, fanamafisana ny hay raha ny mpiantsehatra  momba ny fifidianana ary ny famolavolana teti-harana   mialoha, mandritra sy...

FBBM 1

FMBB : Hampiantrano ny lalao CACC ny firenena Malagasy

Ho tanterahina eto Madagasikara ny lalao iadiana ny CACC  na ny « Coupe d’Afrique des Clubs Champions ». Ho an’ny  ekipa Malagasy, klioba telo  na eo...

EVOLISION 2

EVOLUTIVE UNIVERSITY: Sady voafehy ny tenim-pirenena hafa no mahazo diplaoma.

Tsy mijanona amin’ny fampianarana  ireo mpianatra amin’ny alalan’ny  lalam-piofanana misy ao aminy ny oniversite Evolutive fa manampy azy ireo  hahay hifehy ny...

CAIL 2

YOUNG PROGRESS ASSOCIATION: Matsiro noho ny akoho ny papelika.

Ny hotely lehibe na rehefa fety no tena mahandro ny papelika na kibobo (caille). “Hena tsy dia fihinana andavanandro izy ity kanefa azo atao tsara ny mihinay na izany...

FARMSHOP 1

ECLOSIA: Misahana sehatra maro hampiroboroboana ny fambolena sy fiompiana.

“Hitondra fampandrosoana ara-toekarena sehatry fambolena sy ny fiompiana”. Mifanaraka amin’io tanjon’ny  “Foire Internationale de l’Agriculture ”  io ny...

CBM - MADAGASCAR PARALYMPIQUE COMMUNITY 2

CHAMPIONNAT NATIONAL SPORTS PARALYMPIQUES : Ho fampiatiana ireo olona tra-pahasembanana

Taranja ara-panatanjahan-tena efatra no handraisan’ireo mpilalao manana olana ara-pahasembanana amin’ny  « championnat national sports paralympiques ».  ...

TALEN'NY TRANOM-PIRINTY 1

TRANO PRINTIM-PIRENENA: 80 % ny kaominina hananany trosa avokoa.

Rehefa taratasy ilaina amin’ny raharaham-panjakana, ao amin’ny trano printim-pirenena no hividianana izany. Hita ao amin’ny tranokalan’ity orinasam-panjakana ity...

error: Content is protected !!