Category: CULTURE

CENAM 1

CENAM: Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny andiany EZAKA.

Nitombo indray ireo Malagasy  miasa amin’ny sehatry ny asa tanana. Mpianatra 88 nanao fiofanana tao amin’ny Ivon-toeram-pirenenan’ny asa tanana Malagasy (CENAM)...

MISS JEUNESSE MADAGASCAR

MISS JEUNESSE MADAGASCAR: Tovovavy 16 taona no nahazo ny voalohany.

Fiantohana ny fianarana eny ambaratonga ambony mandritra ny telo taona no loka no nomena ny Miss Jeunesse Madagascar, Daniela Fandresena RAZAFIMAHALEO. Tovovavy 16 taona...

BERKELEY 1

FIZAFATO : Nisintona ny kandidàny ANDRIAMANARIVO Berkeley.

 Mihenjana tanteraka ny tady eo amin’ireo zanak’Androy amin’ny ity fifidianana izay ho filohan’ny FIZAFATO atao anio. Nisintona ny filatsahany i...

ZANAK'ANDROY

ZANAK’ANDROY : Tsy mankasitraka ny fifampirafesana amin’ny faritra hafa.

« Tsy mankasitraka ny fifampirafesana amin’ny faritra hafa mpiray fikambanana amin’ny FIZAFATO ny zanak’androy », hoy MILAVONJY Philobert. Tokony hirosoana tsy...

BLACK NADIA 1

BLACK NADIA: Hatrany amin’ny faritra SAVA, mankafy ny hirany.

Fahombiazana ho an’ny tarika  Black Nadia  ny fitetezam-paritra natao tany  SAVA. Hiboka  hatrany ireo toerana nanaovany fampisehoana na ny “spectale”...

FASHION WEEK 1

MADAGASCAR FASHION WEEK : Manandratra ireo mpamorona lamaody.

Mandray anjara amin’ny fampahafantarana ireo mpamorona lamaody eto Madagasikara ny fikambanana  « Jeunes Volontaires ». Ho  fampiroboroboana ny asa famoronana...

KAOMININA AMBOHIMANARINA 2

BORIBORINTANY FAHA ENINA: Manohana ny hetsika varavarana misokatra ny Orange.

Anisany mpiara-miasa akaiky amin’ny firaisana fahenina ny orinasa Orange ka tsy nisalasala hanohana ny hetsika karakarainy miaraka amin’ny kaominina...

MAKI PROD 3

HORONANTSARY BENJA KELY 2 ZIOGA: Aseho eny amin’ny RITZ sy REX ny alatsinainy pentekosta.

Anisany mahafaty antoka an’ireo trano mpamokatra  sarimihetsika ny fandikana ny vokatr’izy ireo tsy nahazoana alalana  na ny  fanaovana piraty. Mbola tsy misy...

TDL

TARIKA TDL : Miala any ny raki-kira faha roa.

Hivoaka amin’ny alahady 04 Jona 2017 ho avy izao ny raki-kira faha roa an’ny TDL. Mandritra ny fampisehoana ataon’izy ireo ao Antsahamanitra amin’io andro io...

ZAH GASY 1

ZAH GASY: Mila foanana ny elanelana eo amin’ny fitondram-panjakana sy ny vahoaka Malagasy.

“Maro ireo olona nitolona hiady ho an’ny tanindrazana  nanerana ny faritra ka tokony halain-tahaka”, hoy ny Filohan’ny Fikambanana Zah Gasy, Jean Navandahy...

error: Content is protected !!