Category: ECONOMIE

OMACI BRITISH 1

OMACI: Hitsangana eto Madagasikara ny tranom-pamokarana sarimihetsika ana vahiny.

Ho fanatsarana ny tontolon’ny sarimihetsika eto an-toerana, miara-miasa amin’ny tranom-pamokatra sarimihetsika avy any Hongrie ny Ofisy ny sarimihetsika Malagasy...

CAIL 2

YOUNG PROGRESS ASSOCIATION: Matsiro noho ny akoho ny papelika.

Ny hotely lehibe na rehefa fety no tena mahandro ny papelika na kibobo (caille). “Hena tsy dia fihinana andavanandro izy ity kanefa azo atao tsara ny mihinay na izany...

FARMSHOP 1

ECLOSIA: Misahana sehatra maro hampiroboroboana ny fambolena sy fiompiana.

“Hitondra fampandrosoana ara-toekarena sehatry fambolena sy ny fiompiana”. Mifanaraka amin’io tanjon’ny  “Foire Internationale de l’Agriculture ”  io ny...

DGI 1

DIRECTION GENERALE DES IMPOTS: Politika hanatsarana ny fampidiran-ketra ny fanisana ireo mpandoa hetra.

Ho fanatsarana ny fampidiran-ketra,  hisy ny fanisana ireo mpandoa hetra amin’ny kaominina miisa folo eto Antananarivo. Mahazo tombontsoa amin’izany ny kaominina...

CENAM 1

CENAM: Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny andiany EZAKA.

Nitombo indray ireo Malagasy  miasa amin’ny sehatry ny asa tanana. Mpianatra 88 nanao fiofanana tao amin’ny Ivon-toeram-pirenenan’ny asa tanana Malagasy (CENAM)...

UCTU-TAXI 1

UCTU-FTAR: Mitaky ny hanafoanana ny fanomezana ny OMAVET ny fanaovana “contre-visite”.

 Tsy mankasitraka ny fanomezana  ny fanaovana ny “contre-visite ”  ho an’ny orinasa tsy miankina OMAVET ny fikambanan’ny fitateram-bahoaka an-drenivohitra...

BRADERIE SETP 2017 1

GRANDE BRADERIE: Hita eny avokoa ireo fitaovam-pianarana isan-karazany.

Ny fanomanana ny fidiran’ny mpianatra indray izao no hifantohan’ny ray aman-dreny. Mbola manaan fotoana malalaka tsara izy ireo isafidianana ireo kojakoja ilaina ...

MINISTERANY MINE SEPT 1

ECONOMIE BLEUE/HARENA AN-KIBONTANY: Hampiroborobo ny toe-karena eto Madagasikara.

Iankinan’ny ain-dehiben’ny  toe-karena ny fikajiana ny tontolo iainana. Ny fitantanana ireo harena voajanahary  amin’ny fomba maharitra no ahafahana  mampitombo...

ORANGE 4G ANTSIRANANA 1

4G ORANGE: Hanampy ny fampiroboroboana ny fandraharahana any Antsiranana.

Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy tany Antsiranana ny 4G Orange. Fitaovana iray ahafahana mampandroso ny sehatry ny fandraharahana ny “internet”....

SOMAPRO 1

SOMAPRO: Loka isan-karazany no miandry ny mpitsidika .

Hizara loka maro be ho an’ny mpitsidika ny hetsika ara-barotra “Grande Braderie de Madagascar” na GBM  ny SOMAPRO. Mahazo fanomezana avokoa rehefa mividy entana...

error: Content is protected !!