tatoo-magic-3

TATOO MAGIC: Mivarotra kojakoja fanamorana ny fanamboarana sakafo.

222

Vokatry ny fivoaran’ny teknolojia, efa maro ny fitaovana mampihena ny fotoana laniana amin’ny fikirakirana sakafo. Anisan’ireny ny fitetehana ny legioma. Tsy vitany manafaka amin’ny fahasahiranana anefa izy ireny fa mampisy haingony ny  sakafo karakaraina ihany koa. Tao anatin’ny 15 taona izay, ny orinasa Tatoo Magic no nitsinjara ireo fitaovana fampiasa ao an-dakozia ireo. Ao anatin’izany  ny fitaovana fitetehana legioma  izay manome endrika ny sakafo.

Fitaovana misy antoka avokoa no varotan’ny Tatoo Magic satria nafarana avy any ivelany avokoa.

Hita amin’ny foaran’ny sakafo eny amin’ny Alliance Française Andavamamba avokoa ireo karazana fitaovana ireo.

Interview : Tatoo Magic

Nirina RAKOTOMIARINTSOA




7 thoughts on “TATOO MAGIC: Mivarotra kojakoja fanamorana ny fanamboarana sakafo.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

error: Content is protected !!