Category: EDUCATION

EVOLISION 2

EVOLUTIVE UNIVERSITY: Sady voafehy ny tenim-pirenena hafa no mahazo diplaoma.

Tsy mijanona amin’ny fampianarana  ireo mpianatra amin’ny alalan’ny  lalam-piofanana misy ao aminy ny oniversite Evolutive fa manampy azy ireo  hahay hifehy ny...

E-MEDIA 1

ONIVERSITE E-media : Mahazo Licence ao anatin’ny 18 volana .

« Midadasika ny sehatry ny haino aman-jery eto Madagasikara. Noho izany mora mahita asa ny mpianatra mivoaka ao amin’ny E-media », hoy ny filoha tale jeneraliny...

MADA JEUNE 07 SEPT 2017 1

SALON DES ETUDES SUPERIEURES : Manana safidy maro ny mpianatra.

Niatomboka omaly alakamisy  07 septambra 2017 ka hifarana anio ny « Salon des Etudes Supérieures », karakarain’ny Mada Jeune etsy amin’ny lapan’ny kolotsaina...

GSI 1

ONIVERSITE GSI: Manampy ny mpianatra amin’ny alalan’ny vatsim-pianarana.

Efa manaraka ny rafi-pampianarana ny onivesrite GSI. Manan-kery amin’ny  lalam-piofanana azo rantovina ao amin’ny  trano vaovao misy azy eny Analakely izany....

HPI 1

ONIVERSITE HPI-MASCA: Tsy miandry fahavitan’ny taom-pianarana vao manao “stage”.

Isam-bolana ny mpianatra manaraka ny lalam-piofanana Paramed, ao amin’ny Oniversite HPI- MASCA Sabotsy Namehana dia manao fampiharana ny lesona. “Saro-pady ny...

ENGLISH TUTORING 1

ENGLISH TUTORING OF MADAGASCAR: Efa misokatra ny fisoratana anarana.

Taorian’ny fahafahana fanadinana bakalorea, betsaka ireo mpianatra no misafidy ny hanamafy fifehezana ny teny vahiny toy ny frantsay, anglisy. Ao anatin’ny telo...

SALON DES ETUDE SUP 1

MADA JEUNE: Ny sehatr’asa sy ny lalam-piofanana mifandraika aminy.

Hanampy  ny mpianatra vao afaka fanadinana bakalorea  amin’ny fisafidianana ny  lalam-piofanana ho rantoviny ny hetsika fampahafantarana ireo oniversite tsy...

NOVI INFORMATION 1

FIANARANA AMBARATONGA AMBONY: Ireo oniversite azo isafidianana.

Oniversite dimam-polo no mampiranty ny lalam-piofanana atolotr’izy ireo ny mpianatra vao afaka fanadinana  bakalorea eny amin’ny Village Voara Andohatapenaka....

SCHNEIDER 1

AQUAMAD-SCHNEIDER ELECTRIC: Ny fanampiana tosika ny mpianatra amin’ny lafiny fampiharana.

Misedra fahasarotana ireo mpianatra nivoaka tamin’ny fampianarana ambaratonga ambony rehefa tonga eo amin’ny sehatry ny asa. Ny tsy fahampian’ny fampiharana ny...

ORANGE SOLIDARITE MEN 1

ORANGE SOLIDARITÉ: Fampiroboroboana ny teknolojia ho an’ny mpianatra sy ny vehivavy.

“Manan-danja kokoa ny teknolojia rehefa manampy sy manatsara ny fiainana andavanandro, mitondra vokatra amin’ny fampandrosoana ny firenena”. Anisany tanjona...

error: Content is protected !!