CNTMAD 1

Hampidirina ao anatin’ny fandaharam-pianaran’ny CNTMAD ny fampiasana ny logiciel libre. Nisy ny andro natokana ho an’izany ny zoma teo niarahana tamin’ny AUF

86

Isan-taona dia misy ny andro iraisam-pirenena natokana ho an’ny “logiciel libre”, tetsy amin’ny ivon-toeran’ny fampianarana ampitain-davitra na ny CNTMAD no nanatontosana izany izay niarahana tamin’ny agence universitaire francophone na ny AUF. Matanjaka kokoa amin’ny reseau io logiciel io raha oharina amin’ny mahazatra andoavam-bola ary azon’ny rehetra ampiasaina amin’ny lafiny fifandraisana. Maro ny tombotsoa azo avy aminy hoy ny tale jeneralin’ny CNTMAD Atoa RAKOTONDRAMPARANY Sylvain, kanefa dia mbola vitsy ny mampiasa azy.

AUDIO :  Interview RAKOTONDRAMPARANY Sylvain

 

Manazava ny mahazava-dehibe ity logiciel libre ity ny solotenan’ny AUF

AUDIO :  Interview Rtoa RAKOTOMALALA Ange

 

Mamitiana R.

SARY :

[wowslider id= »20″]




Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

error: Content is protected !!