ILC 1

ILC: Sady mianatra no miasa ireo mpianatra mahazo «bourse»

185

Mpianatra tena vonona hianatra no hahazo ny “bourse” eo anivon’ny ILC na ny Institut de Leadership Chrétien. Fanampiana ataon’ny Prinslike Intercontinental University any Etazonia izany ka 40 aloha hatreto no mbola raisin’io fampianarana ambony any Etazonia io, ary ny saran-dalana kosa dia an-jaran’ ny mpianatra ihany saingy alohany tsikelikely amin’ ny asa izay ataony any an-toerana . Ny tombony mantsy dia sady mianatra no miasa izy ireo ka izay no hanalana tsikelikeny, hoy ny tale jeneralin’ny sekoly ANDRIAMANDROSO RAKOTOMANIRAKA. Vao miala eto Madagasikara ihany koa ireto farany dia efa vita hatramin’ny fifanarahana arak’asa. Tapak’andro ihany no hianaran’izy ireo rehefa tonga any an-toerana.

Efa mandeha, ihany koa , amin’izao ny fidirana manaraka eo anivon’ny ILC ka misy ny mason-tsivana atao ho amin’izany, hoy hatrany ity talen’ ny ILC ity. Mahatratra hatrany amin’ny 500 ny isan’ireo mpianatra ho raisina amin’ity taona ity.

INTERVIEW: ANDRIAMANDROSO RAKOTOMANIRAKA

Mamitiana RASOLONIRINA

VIDEO :

 

SARY :

[image_sliders]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/ILC-12.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/ILC-12.jpg »] ILC [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/ILC-22.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/ILC-22.jpg »] ILC [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/ILC-31.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/ILC-31.jpg »] ILC [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/ILC-41.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/ILC-41.jpg »] ILC [/image_slider][/image_sliders]




One thought on “ILC: Sady mianatra no miasa ireo mpianatra mahazo «bourse»

  1. rakotoson hery finoana

    mpamitaka ianareo, ts fantatra hoe aiza ilay Prislike Intercontinental university, sady ts mifandraika amin’ny zavatra ataonareo akory ny cursus ao amle université, ahoana no ilazana fa any USA ilay izy nefa, uruguay, new zeland,… no lazainareo?????
    aiza daholo le 92 universités manerana izao tontolo izao???

    Reply

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

error: Content is protected !!