DR FIDY 12

EMISSION : DR FIDY, Tsy mifidy vanim-potoana ny andro hanaovana famoran-jaza.

322

Raha ny vanim-potoanan’ny ririnina hatramin’izay no nanaovana ny famorana ho antsika Malagasy, dia efa azo hanaovana izany avokoa ny andro rehetra sy ny fotoana. Ny fivoarana ara-tsiansa dia efa mivoatra ary tsy misy ny maha ratsy azy, hoy Dokotera Fidy. Ny fomba nentin-drazana dia mila mpanandro, ary mbola misy ny mitazona izany ankehitriny. Ny fandrosoana sy lafiny maha kristiana dia efa tsy mijery izany intsony ny ankamaroan’ny olona. Ireo zaza vao teraka, ny olon-dehibe dia azo atao tsara ny manao hasoavana na didim-poitra. Ny olana mety hiseho ho an’ny olon-dehibe atao famorana dia mety hitriatra ny fery raha sendra ka mihenjana ny filahiany. Mila fiomanana raha hanao izany, atao fizahana mialoha ilay olona. Misy karazan’olona tsy ampy ny singa ao aminy rehefa maratra ka mampandeha be ny ràny, ary tsy mety mijanona ka tsy maintsy jerena mialoha. Maro ny tombontsoa azo avy amin’ny famorana hoy hatrany Dr Fidy, ny fanesorana iny hoditra manarona filahiana iny dia zava-dehibe satria mitahiry loto sy mikrôba io faritra io. Toy izany ihany koa ny aretina mety ho azo avy amin’ny firaisana ara-nofo, izay mijanona ao raha tsy voafora. Mihena ny mety hahazoan’ny vehivavy ny aretina homa-miadan’ny vozon-tranon-jaza. Toy izany koa ny homa-miadan’ny “prostate” ho an’ny lehilahy raha mifora izy. Ny fitaovana ampiasaina amin’ny hasoavana amin’izao dia tsy ahenoana marary toy ny fandidiana amin’ny antsy tany aloha.

INTERVIEW: Dokotera Fidy BARINIAINA

 

Mamitiana RASOLONIRINA

VIDEO :

SARY :

[image_sliders]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/DR-FIDY-12.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/DR-FIDY-12.jpg »] Dr FIDY [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/DR-FIDY-11.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/DR-FIDY-11.jpg »] Dr FIDY [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/DR-FIDY-9.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/DR-FIDY-9.jpg »] Dr FIDY [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/DR-FIDY-8.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/DR-FIDY-8.jpg »] Dr FIDY [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/DR-FIDY-4.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/DR-FIDY-4.jpg »] Dr FIDY [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/DR-FIDY-3.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/DR-FIDY-3.jpgfull_image_source »] Dr FIDY [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/DR-FIDY-7.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/DR-FIDY-7.jpg »] Dr FIDY [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/DR-FIDY-6.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/DR-FIDY-6.jpg »] Dr FIDY [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/DR-FIDY-5.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/DR-FIDY-5.jpg »] Dr FIDY [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/DR-FIDY-31.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/DR-FIDY-31.jpg »] Dr FIDY [/image_slider]
[/image_sliders]




Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

error: Content is protected !!