DR FIDY 7

EMISSION DR FIDY: Miloloha ahitra, mety hitera-doza.

245

Mety hitera-doza ny fibahanan’ny ahitra ny zaza ho teraka, hoy dokotera Fidy. Misy karazany roa izay sakana izay, ny voalohany manarona tanteraka ny vozon’ny tranon-jaza ny ahitra ka tsy maintsy mila fandidiana. Ny faharoa kosa dia manamorona ny vozon’ny tranon-jaza, izany hoe mipetraka any aloha ny ahitra, dia dia mety mila fandidiana ihany koa. Misy ny toro-marika hialana amin’izany, dia ny fanaovana fizahana na fitiliana “échographie”. Any amin’ny toeram-pitsaboana ihany koa no tokony hiteraka ny Reny. Ny antony mahatonga izany dia ny tsy fahatomombanan’ny tranon-jaza, eo ihany koa ny fisian’ny “fibrônne” ao. Toy izany ihany koa ny fanadiovana ny tranon-jaza avy nialan’ny zaza na nalana mihitsy. Ny fisian’ny holatra tamin’ny alalan’ny fandidiana natao, ny olona mifoka sigara no tena ahitana izany ihany koa. Entanina ny olona hamonjy toeram-pitsaboana hatrany hoy dokotera Fidy.

EMISSION: DR FIDY BARINIAINA

Mamitiana RASOLONIRINA

VIDEO :

 

[image_sliders]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/DR-FIDY-51.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/DR-FIDY-51.jpg »] Dr FIDY [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/DR-FIDY-4.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/DR-FIDY-4.jpg »] Dr FIDY [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/DR-FIDY-3.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/DR-FIDY-3.jpg »] Dr FIDY [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/DR-FIDY-5.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/DR-FIDY-5.jpg »] Dr FIDY [/image_slider]

 

[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/DR-FIDY-7.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/DR-FIDY-7.jpg »] Dr FIDY [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/DR-FIDY-6.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/DR-FIDY-6.jpg »] Dr FIDY [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/DR-FIDY-5.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/DR-FIDY-5.jpg »] Dr FIDY [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/DR-FIDY-31.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/11/DR-FIDY-31.jpg »] Dr FIDY [/image_slider]
[/image_sliders]


TAG


Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

error: Content is protected !!