Category: EVENEMENT

BLACK NADIA 1

BLACK NADIA: Hatrany amin’ny faritra SAVA, mankafy ny hirany.

Fahombiazana ho an’ny tarika  Black Nadia  ny fitetezam-paritra natao tany  SAVA. Hiboka  hatrany ireo toerana nanaovany fampisehoana na ny “spectale”...

LIONS CLUB 2

LIONS CLUB DISTRICT 403 B2: 100 taona nanaovana asa soa.

Tsy  latsaky ny 100 tapitrisa ny olona nampian’ny  fikambanana mpanao asa Lions Club International tao anatin’izay 100 taona nijoroany izay. Efa ho 60 taona ihany...

RASOLOFO RENE 2

TOLONA FANORENANA IFOTONY: Tokony ho tohizana ny tolona nataon’ireo mahery fo

Nanome voninahitra ireo mahery fo tamin’ny tabataba 1947 ny antoko politika TFI na Tolona Fanorenana Ifotony. Ho fahatsiarovana ity daty manan-tantara ho an’ny...

TAOMBAOVAO MALAGASY 1

TAOMBAOVAO MALAGASY: Ho fanarenana ny hasiny maha Malagasy.

Betsaka ireo Malagasy no tsy mahay an’izany “afo tsy maty”, “vary amin’ny ronono tondrahan-tantely”…izany. Fomba atao rehefa taombaovao Malagasy anefa...

orange-9

ORANGE: Nitana ny laharana faha-02 tamin’ny POESAM ny tetikasa Malagasy.

Mbola malalaka ny famoronana asa na tetikasa mampiasa ny  teknolojia. Tanora maro no mandraharaha amin’ity sehatra ity. Ny teti-bola hampivelarana azy, eny amin’ny...

omda-2

OMDA: Ny Tale noesorin’ny Ministra teo aloha ihany no naverina.

Nandresy ny tolona nataon’ny sendikan’ny mpanakanto satria niverina ho Tale Jeneralin’ny OMDA indray ilay teo aloha noesorin’ny Ministry ny  kolotsaina sy ny...

vasia-1

FIKAMBANANA VASIA: Mampiranty ny asan-tanana vita avy any amin’ny faritra 22.

“Fotoana ahafahana mampahafantatra ny asan-tanana vita Malagasy izao frankofonia izao”. Nampiranty ny vokatra novokariny  eny amin’ny tsenan’ny asan-tanana eny...

faritra-analamanaga-1

FARITRA ANALAMANGA: Ho lasa mpanentana ny frankofonia any an-tokantrano ireo mpianatra.

Herinandro  mialoha tsy ahatongavan’ny fivoriana an-tampony ny firenena mampiasa ny teny Frantsay  andiany faha-16 eto Madagasikara, nanokana andro iray ny faritra...

rova-manjakamiadana-5

LAPAN’I MANJAKAMIADANA: “Efa tamin’ny taona 2009 no nitsahatra ny asa fanarenana”.

Na dia niato aza ny fanamboarana ny lapan’i Manjakamiadana, toerana manan-tantara azo tsidihina tsara ny Rova an’Antananarivo.  Feno 21 taona androany ny nahamay...

manda-3

MANDA SEA FOOD: hanome fahafaham-po ny mpitsidika ny andro nasionaly ho an’ny jono.

Mitohy hatrany ny fanakekezana ireo  mpankafy ny sakafo vita amin’ny hazandranomasina. Araka ny nahafantaran’ny be sy ny maro an’ny restaurant Manda mantsy dia...

error: Content is protected !!