Category: POLITIQUE

depute NICOLAS 1

DEPIOTE JEAN NICOLAS RANDRIANASOLO: Vao maika nampikoroso fahana ny firenena ny fanoloana ministra.

“Rehefa samy hanolo ministra ihany nahoana no tsy novaina 100 % ministra HVM ny governemanta tarihin’ny Praiministra MAHAFALY? “, hoy ny Solombavambahoaka Jean...

FORCE DE CHANGEMENT ANOSY 1

FIKASANA FAMORIAM-BAHOAKA: Hiakatra fitsarana ny fandravana didy.

Anio 23 Aogositra 2017 amin’ny 09 ora sy sasany  no hiakatra fitsarana ny fitoriana napetraky ny Forces de Changement momba ny fandravana ny didy  (sursis à...

FORCE DE CHANGEMENT 1

FORCES DE CHANGEMENT: Tsy mihemotra na tsy manaiky ny hetsika aza ny Prefektiora.

Hiroso amin’ny fanatanterahana ny hetsika famoriam-bahoaka iadiana ny zo sy ny fahalalahana miteny ny Forces de Changement na dia tsy mbola namaly ny fangatahana...

FORCE DE CHANGEMENT 1

FORCES DE CHANGEMENT: Manaiky matoa tsy miteny ny prefet.

Efa neken’ny Kaominina an’Antananarivo Renivohitra hanao fihetseham-bahoaka eo amin’ny kianjan’i Mahamasina ny Forces de Changement. Tsy mbola namaly ny taratasy...

CFM 1

CSN/CFM: 02 isaky ny faritra no handrafitra ny Filan-kevitry ny Fampihavanana Malagasy.

Hiatrika ny dingana fahatelo ireo kandida 220 voafantina tamin’ny dingana roa teo aloha. Kandida folo isam-paritra no hanaovana “entretien public”. Ka eny...

MAILHOL 1

MAILHOL : Natosiky ny mpino Apokalipsy ho kandidà 2018.

« Reko ny fitarainan’ny vahoaka sy ny fahoriany rehetra. Nantsoin’Andriamanitra hamonjy ny vahoaka Malagasy aho. Niainga tao amin’ny fiangonana izany ary 20...

VOVONANA MAMPIRAY 1

VOVONANA MAMPIRAY: Hiteraka korontana ny fifidianana amin’ny 2018 raha…

Ny fanaovana loabary an-dasy no tolo-kevitra omen’ny vovonana Mampiray  amin’ny fanorenana ifotony ny firenena Malagasy. Manoloana izany, “manao antso avo...

ZAH GASY 1

ZAH GASY : Manohitra ny fidinana an-dalambe.

« Malalaka ny fanehoan-kevitra tamin’ity repoblika faha-4 ity ary tombony ho an’ny fitondrana Hery RAJAONARIMAMPIANINA izany », hoy ny filoha nasionaly ZAH GASY...

Logos 01

CSN/CFM : Nahemotra ny fe-potoana hirotsahana ho mpikambana.

Nahemotra ny fe-potoana handraisana ireo antontan-taratasy ho an’izay te-hirotsaka ho mpikambana ao amin’ny CSN/CFM na ny Komitim-pirenena Mpifantina ny Mpikambana...

FMI MALAGASY 1

FMI MALAGASY: Iray volana monja, hanana fahefa-mividy ny vahoaka Malagasy.

Hanolotra kandida ho fidiana amin’ny fifidianana filoham-pirenena amin’ny taona 2018 ny fikambanana FMI Malagasy  na Fahefa-Mividy no Ilain’ny Malagasy. Ny...

error: Content is protected !!