Category: PUBLI REPORTAGE

MASTER IMMO 1

MASTER IMMO: Mivarotra tany azo aloa tsikelikely ny vidiny.

Tany eny Ambohimalaza no tolotra vaovao omen’ny Master Immobilier.  Ho hita mandritra ny hetsika ara-barotra Grande Braderie de Madagascar (GBM) ny 30 aogositra ka...

FITIA BOUTIQUE 1

FITIA BOUTIQUE: 150.000 Ariary monja ny « brosses à lisser».

Amin’izao fetin’ny reny izao, tolotra miavaka no atolotry ny Fitia Boutique amin’ireo fitaovana fikirakirana ny taovolo hiaka farany. Anisan’izany ny  ...

HOTEL DIANA

HOTEL RESTAURANT DIANA: Mialoha ny hidirana ny kaominina Ambilobe.

Rehefa hivahiny an-tanin’olona, ny toerana hivantanana no tsy maintsy tadiavina voalohany. Ho an’Ambilobe manokana,  betsaka azo isafidianana tsara ireo trano...

juixing-mines-1

SOAMAHAMANINA: “Ny fanjakana no hamaritra ny fitohizan’ny fitrandrahana volamena”.

Fifanarahana ao anatin’ny heritaona ary azo havaozina no ataon’ny ireo mampanofa tany amin’ny orinasa sinoa, JUIXING MINES saika hitrandraka volamena ao...

manda-1

MANDA SA: Foaran’ny sakafo roa sosona no andraisany anjara.

Mbola vitsy ny trano fisakafoana mikirakira fotsiny ny hazandranomasina eto Madagasikara. Mahaliana kokoa  ireo tia sakafo na te hanandran-tsiro  ity sehatra  iray...

tatoo-magic-3

TATOO MAGIC: Mivarotra kojakoja fanamorana ny fanamboarana sakafo.

Vokatry ny fivoaran’ny teknolojia, efa maro ny fitaovana mampihena ny fotoana laniana amin’ny fikirakirana sakafo. Anisan’ireny ny fitetehana ny legioma.

FITIA 5

PUBLI-REPORTAGE : FITIA Boutique etsy Analakely mikarakara ny endrika amam-bika.

Efa betsaka ireo nahita tombontsoa tamin’ny fikarakarana ny endrika amam-bika teo anivon’ny FITIA BOUTIQUE etsy Analakely ampitan’ny firaisana I, Hotel Century,...

error: Content is protected !!