FITIA 5

PUBLI-REPORTAGE : FITIA Boutique etsy Analakely mikarakara ny endrika amam-bika.

257

Efa betsaka ireo nahita tombontsoa tamin’ny fikarakarana ny endrika amam-bika teo anivon’ny FITIA BOUTIQUE etsy Analakely ampitan’ny firaisana I, Hotel Century, Box A5. Fitaovana manaraka ny teknolojia sy ny fivoarana amin’izao fotoana izao, no entin’izy ireo mikarakara ireo karazan’olona maro tonga ao. Tsy hanavahana io, na lahy na vavy, na efa nahazo taona na ny zatovo ka te-hanatsara ny tarehiny sy ny kibo. Ny fanalana ny loto sy ny mony, ny tasy ary ny ketroketrona amin’ny tarehy ho madio no tanjona. Toy izany ihany koa ny momba ny tao-volo sy ny fampihenana ny kibo lehibe sy ny vatana, dia efa misy ny sahaza rehetra. Ny akora ampiasaina dia vita avy any Coré sy Chine avokoa. Tsy maintsy mandalo fizahana ireo olona tonga ao, avy eo miroso amin’ny asa izay mifanaraka amin’ny toe-batany. Tsy misy fiantraikany amin’ny fahasalamana ny akora ampiasaina satria efa matihanina ny tompon’andraikitra. Misy ihany koa ny fanalana ireny tomboka vatsa ireny ao amin’ny FITIA BOUTIQUE. Nambaran’ireto farany fa misy antoka na «garantie» ny asa ataony. Marihana fa roa taona mahery izay no nisian’ity ivon-toerana ity, izay efa manana ny toerany ankehitriny.

INTERVIEW:  RASOARIMALALA Domoina Clara

Mamitiana RASOLONIRINA

VIDEO :

 

SARY :

[image_sliders]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/FITIA-4.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/FITIA-4.jpg »] FITIA BOUTIQUE [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/FITIA-5.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/FITIA-5.jpg »] FITIA BOUTIQUE [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/FITIA-1.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/FITIA-1.jpg »] FITIA BOUTIQUE [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/FITIA-2.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/FITIA-2.jpg »] FITIA BOUTIQUE [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/FITIA-3.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/FITIA-3.jpg »] FITIA BOUTIQUE [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/FITIA-6.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/FITIA-6.jpg »] FITIA BOUTIQUE [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/FITIA-7.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/FITIA-7.jpg »] FITIA BOUTIQUE [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/FITIA-8.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/FITIA-8.jpg »] FITIA BOUTIQUE [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/FITIA-9.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/FITIA-9.jpg »] FITIA BOUTIQUE [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/FITIA-10.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2014/12/FITIA-10.jpg »] FITIA BOUTIQUE [/image_slider]
[/image_sliders]




Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

error: Content is protected !!