Category: RELIGION

UMMI MADAGASCAR 2

UMMI MADAGASCAR: Nizara rano fisotro madio maimaim-poana.

Nizara ranom-boankazo sy ny rano fisotro madio ho an’ny mponina Ampasika sy ny manodidina ny mpino salamo avy ao amin’ny  » Union des Mouballighs Malagasy...

MISSION SOS 1

MISSION S.O.S : Hanasitrana ny nofo, hitaiza ny fanahy.

Tonga eto Madagasikara ny MISSION S.O.S izay tarihan’i pasitera Johannes Amritzer. Miisa 300 izy ireo ka ahitana mpitsabo sy ireo mpitory ny filazan-tsara. Hisy ny...

FJKM 2

FIRAISAN’NY DIAKONA SY LOHOLONA SINAODAM-PARITANY ANDREFANA: Manohy ny asa fitoriana ny filazantsara.

Mpiara-miasa akaiky amin’ny mpitandrina ny Diakona sy Loholona. Ho an’ny fiangonana FJKM, synodam-paritany  Andrefana, efa feno roapolo taona ny firaisan’ny...

PASTEUR FIDY 2

TAFIK’I JESOSY KRISTY: Andro firavoravoana ny Paka.

Andro firavoravoana ny fetin’ny Paka. Raha tamin’ny andron’ny Zanak’Israely, ny  fandatsahana ny ran’ny zanak’ondry tsy misy kilema teo amin’ny...

pdg-egelec-1

COGELEC: Manana adidy hampandroso ny firenena ny orinasa.

“Manana adidy  hampandroso ny firenena ny orinasa. Anisan’izany ny orinasa fa indrindra orinasa sy ny mpandraharaha Malagasy”, hoy i Alfred ANDRIAMANAMPISOA,...

optus-die-fiderana-1

OPUS DEI FIDERANA: Gazetin’ny kolotsaina sy ny fivavahana.

35 ny gazety misy eto Madagasikara. Roa amin’ireo fotsiny no mirona any amin’ny sehatry ny fivavahana fa saika any amin’ny resaka politika avokoa no ankamaroany....

mailhol-1

PASTEUR MAILHOL : “Tsy ho mpanongam-panjakana velively ny tenako”.

Fanaratsiana, fanasoketana, tsy namaly izany mihitsy i Pasteur Mailhol hatramin’izay. Ankehitriny, niloa-bava ny tenany manoloana ny vaovao tsy mari-pototra fa ...

mailhol-1

PASTEUR MAILHOL: Tsy matoky ny fifidianana amin’ny 2018.

“Hatramin’izay, tsy mbola nisy fifidianana marina izany teto Madagasikara”. Noho izany, tsy hilatsaka ho fidiana filoham-pirenena ny Pasteur Mailhol amin’ny...

pasitera-benjamina-1

FIANGONANA FMFOI: Hiorina amin’ny finoana ny manam-pahalalana.

“Voaresaka matetika fa variana any amin’ny harenany, ny fahaizany sy ny fahalalany ny olona ka manadino an’Andriamanitra. Rehefa mandalo olana tsy voavahan’ny...

pst-hery-tiana-randriarimalala-1

VAHAO NY OLOKO : « Hetsika ataon’Andriamanitra ny eny Antsonjombe »

Mpitandrina 800 sy mpiandraikitra ao amin’ny fiangonana Vahao Ny Oloko no nahazo fampianarana. Ho fanamafisana ny traikefa efa hananan’izy ireo  ary  ho entina...

error: Content is protected !!