Category: SOCIAL

CR ANALAMANGA

FARITRA ANALAMANGA : Eny amin’ny fokontany no hiainga ny ady amin’ny pesta.

Nandray ny andraikiny ny faritra Analamanga hiadiana amin’ny valan’aretina pesta. Nisy ny fivoriana maika nataon’izy ireo androany 02 Oktobra 2017. Nitsangana noho...

CENI 1

CENI: Hanao fanamarinana ny lisitry ny mpifidy.

Fanatsarana ny  lisi-pifidianana, fanamafisana ny hay raha ny mpiantsehatra  momba ny fifidianana ary ny famolavolana teti-harana   mialoha, mandritra sy...

CBM - MADAGASCAR PARALYMPIQUE COMMUNITY 2

CHAMPIONNAT NATIONAL SPORTS PARALYMPIQUES : Ho fampiatiana ireo olona tra-pahasembanana

Taranja ara-panatanjahan-tena efatra no handraisan’ireo mpilalao manana olana ara-pahasembanana amin’ny  « championnat national sports paralympiques ».  ...

TALEN'NY TRANOM-PIRINTY 1

TRANO PRINTIM-PIRENENA: 80 % ny kaominina hananany trosa avokoa.

Rehefa taratasy ilaina amin’ny raharaham-panjakana, ao amin’ny trano printim-pirenena no hividianana izany. Hita ao amin’ny tranokalan’ity orinasam-panjakana ity...

FISEMARE 1

FISEMARE: Iharan’ny fandroahana tsy misy fanazavana ireo delege sendikaly.

Delege sendikaly fito no efa niharan’ny fandroahana tsy misy fanazavana ho an’ny fikambanan’ny  sendikan’ny mpiasa (FISEMARE). Nambaran’ny Sekretera Jeneraly...

CROIX ROUGE 1

CROIX ROUGE MALAGASY: Ny fanalefahana ny voka-dratsy ateraky ny loza voajanahary.

Ny fametrahana trano fonenana   sy toerana azo antoka no fepetra iray ahafahana mampihena ny voka-dratsy ateraky ny  loza voajanahary. Noresahana nandritra ny...

SOANERANA FANDROAHANA OLONA 1

SOANIERANA: Noroahina tsy misy taratasy fampandrenesana akory.

Tokantrano dimy mipetraka eny Soanierana no nanaovan’ny mpitandro filaminana be midina vao maraina. Niaraka tamin’ny  “huissier” izy ireo handroaka ireto...

ENGLISH TUTORING 1

ENGLISH TUTORING OF MADAGASCAR: Efa misokatra ny fisoratana anarana.

Taorian’ny fahafahana fanadinana bakalorea, betsaka ireo mpianatra no misafidy ny hanamafy fifehezana ny teny vahiny toy ny frantsay, anglisy. Ao anatin’ny telo...

MAE 1

MINISTERAN’NY RAHARAHAM-BAHINY: Ho tombontsoa ho an’ny vahoaka ny fiaraha-miasa amin’ny Japon sy Chine.

Andro vitsivitsy taorian’ny  fanendrena ny Ministry ny raharaham-bahiny vaovao, Henry RABARY -NJAKA, nihaona  taminy ny Ambasadaorin’ny firenena sinoa, tiorika ary...

BRADERIE SETP 2017 1

GRANDE BRADERIE: Hita eny avokoa ireo fitaovam-pianarana isan-karazany.

Ny fanomanana ny fidiran’ny mpianatra indray izao no hifantohan’ny ray aman-dreny. Mbola manaan fotoana malalaka tsara izy ireo isafidianana ireo kojakoja ilaina ...

error: Content is protected !!