Category: Agriculture

ONG A2M 1

ALLIANCE POUR LE DEVELOPPEMENT DURABLE: Manampy ny tanora mba hanana asa.

Vao herintaona monja, tanora  mihoatra ny 200 isa no efa nahazo fampiofanana arak’asa nomen’ny Fiarahamonim-pirenena A2D na  “Alliance pour le Développement...

CEINTURE VERT 1

CEINTURE VERTE: Mampianatra momba ny fikarakarana voninkazo.

Voninkazo maro loko amin’ny endriny isan-karazany no haranty eny amin’ny tranom-bokim-pirenena Anosy.  Hatramin’ny sabotsy faha-26 ny volana aogositra 2017 ho avy...

SCAA 1

SCAA : Tsy mifidy toerana ny masom-boly vokariny.

Manomboka miakatra ny tahan’ny voka-bary  any Alaotra taorian’ny fanentanan’ny ministera. Miakatra 4 ka hatramin’ny 5 taona isaky ny hektara izany ankehitriny...

GSDM 6

GSDM : “Sady mamboly no manatsara ny tany”.

Nahomby tokoa ny fomba fambolena natao teny amin’ny “vitrine” an’ny Lapam-panjakana Iavoloha. Raha 3 taonina latsaka isaky ny iray  “hectare” no vokatra...

CECAM 1

CECAM-HOMEOPHARMA: Mahavelona ny fambolena zava-maniry atao fanafody.

“Asa mahavelona ny fambolena”. Rehefa misy ny hoenti-manana hitrandrahana ny tany amin’ny alalan’ny fambolena,  ampy fiofanana amin’ny voly mifanaraka...

depute-mandoto7

SBB NANTENAINA ANDRIAMBOAVONJY: Mpianatra 6000 nozaraina mari-pankasitrahana.

Mpianatra 6000 avy amin’ny sekolim-panjakana sy tsy miankina nozarain’ny Solombavambahoaka Nantenaina ANDRIAMBOAVONJY, loka sy mari-pankasitrahana. Entina...

gsdm-1

GSDM-TFNAC : Nitombo ny isan’ireo mampiasa ny teknikam-pambolena.

Miantraika hatrany amin’ny fambolena ny vokatry ny  fiovaovan’ny toetr’andro. Soa fa efa misy teknika ahafahana miatrika izany. Anisany mandray an-tanana io...

fao-min-peche-1

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY SAKAFO: Ny Voamaina sy ireo tombontsoany.

Hiompana amin’ny voamaina sy ny tombontsoa azo avy aminy ny andro maneran-tany ho an’ny sakafo amin’ity taona 2016 ity. Ho an’ny Malagasy, ny vary no...

DEPUTE HENRI CHARLES

MORAMANGA: Vokatry ny orana no mahatonga ny vidin’ny arina fandrehitra lafo.

Tsy eny amin’ny mpaninjara ihany no mihatra ny fiakaran’ny vidin’ny saribao fa efa hatrany am-potony mihitsy. Moramanga , anisany mpamokatra arina fandrehitra...

TRANOBEN'NY TANTSAHA 5

TRANOBEN’NY TANTSAHA: “Ho sompitry ny sakafo i Madagasikara raha tsy atao anjorom-bala”.

Lazaina fa ny 80%-n’ny Malagasy dia tantsaha avokoa ary anisan’ny mampiodina ny toe-karena eto amintsika. Tsikaritra anefa fa ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana...

error: Content is protected !!