Category: Aide Humanitaire

CBM - MADAGASCAR PARALYMPIQUE COMMUNITY 2

CHAMPIONNAT NATIONAL SPORTS PARALYMPIQUES : Ho fampiatiana ireo olona tra-pahasembanana

Taranja ara-panatanjahan-tena efatra no handraisan’ireo mpilalao manana olana ara-pahasembanana amin’ny  « championnat national sports paralympiques ».  ...

FASHION WEEK AOUT 1

JEUNES VOLONTAIRES MADAGASCAR: Nahazo tombony ireo mpianatra sy zaza kamboty tany Sainte Marie.

Zaza kamboty miisa 47 taizana ao amin’ny “orphelinat saint joseph de cluny”, Ambodifotatra, Sainte Marie no nahazo fanampiana avy amin’ny fikambanana Jeunes...

FIDMTAM 2

FI.DM.TAM: Nilatsaka an-tsitrapo nanome ra

Ho fanampiana ny mpiara-belona, nanolo-tena hanome ra maimaim-poana ny  fikambanan’ny Delege  mpivarotra sy ny ao amin’ny Tsena Alakamisy  Mahamasina na...

GASY FASHION 1

BOOZAKA MADAGASCAR : « Efa tsara antoka ny taom-pianaran’ireo ankizy sahirana ».

Entina hanampiana ireo ankizy sahirana ao amin’ny fokontany Andranomanalina ny ampahany ny vola azo tamin’ny hetsika « fundraising gala » nokarakarain’ny...

ORANGE 1

ASSOCIATION ORANGE SOLIDARITE: Fianakaviana 953 nahazo anjarany noho ny fetin’ny fahaleovantena.

Tanjon’ny fikambanana Orange Solidarité ny fitaizana ny mpiasa, hiray hina mba  hanampy ny hafa. Amin’izao fetin’ny fahaleovantena izao, niara-nirodorodo...

LIONS CLUB 2

LIONS CLUB DISTRICT 403 B2: 100 taona nanaovana asa soa.

Tsy  latsaky ny 100 tapitrisa ny olona nampian’ny  fikambanana mpanao asa Lions Club International tao anatin’izay 100 taona nijoroany izay. Efa ho 60 taona ihany...

SIF 1

SECOURS ISLAMIQUE FRANCE: Olona 1200 karamaina 5000 Ariary isan’andro ho fanadiovana ny lakan-drano.

Tsentsina tanteraka ny lakan-drano ao amin’ny fokontany Antohamadinika IIIG Hangar. Tsy mandeha ara-dalana intsony ny lalan-drano. Hany ka niakatra be ny rano...

ONG DIRECT AID 2

ONG DIRECT AID: Nanolotra fanampiana ireo traboina vokatry ny rivo-doza ENAWO.

Vary, menaka, siramamy, ronono amin’ny boaty, savony no natolotry ny fikambanana mpanao asa soa Direct Aid an’ireo traboina vokatry ny rivo-doza mahery ENAWO....

SALON CHOCOLAT 1

WEDNESDAY MORNING GROUP: Fikambanam-behivavy manohana ny ara-tsosialy ny mponina.

Andraikitra lehibe sahinin’ny fikambanana Wednesday Morning  Group ny fanampiana ireo fianakaviana sahirana. Anisan’izany  ireo tokan-trano maro be mipetraka eny...

ORANGE 1

FIANAKAVIAMBEN’NY ORANGE: Traboina 500, nozaraina sakafo masaka.

Anisany nahitana fianakaviana maro, lasibatry ny rivo-doza mahery ENAWO ny faritra  iva eny Ampefiloha Ambodirano, Ambodivoanjo ary Ankorondrano Andranomahery....

error: Content is protected !!