Category: Communication

PCO 1

PCO: Nampiofana ireo mpivady hiroso amin’ny fisoratam-panambadiana.

Fito isan’andro no misaram-panambadiana eny amin’ny tribonaly Anosy. Raha atao ny kajikajy dia tokantrano 2550 isan-taona no rava. Ny tsy fahafantarana  ny...

MPANAO GAZETY

LALANA MIFEHY NY SERASERA : Mangataka ny fanemorana ny fampiharana azy ny mpanao gazety.

Mitohy hatrany ny fanoherana ireo mpanao gazety ny lalana mifehy ny  serasera izay misy andininy sasantsasany manohitohina ny fahalalahana maneho hevitra .  Noho...

BIP 1

BIP : Tambajotram-tserasera fahaefatra eto Madagasikara.

Nitombo indray ny tambajotram-pifandraisana eto Madagasikara. BIP no anarany. Miantomboka amin’ny amin’ny laharana 039 ny nomerao ny karatra SIM. Mety amin’ny...

FIDMTAM 1

FI.DM.TAM : Fahombiazana ny hetsika nataon’ny fikambanana.

Nanatanteraka hetsika fitsangatsanganana teny amin’ny Batou Beach Ambohimanambola ny FI.DM.TAM na Fikambanan’Ifotony ny Délégué sy Mpivarotra Tsenan’Alakamisy...

FDL 6

FDL : Nomena « tablette » ny kaominina ho entina mifandray aty amin’ ny foibe

Ankehitriny dia manamora ny fifandraisana ny teknolojia na dia any amin’ ny toerana lavitra andriana aza. Nomen’ ny FDL  “tablette” ny kaominina 11 ahafahan’...

MICROSOFT - IBT 5

MICROSOFT SY IBT : nampahafantarina ny vokatra vaovao « windows server 2012 R2 »

Tapitra hatreo ny famokarana « système d’ exploitation windows server 2003 » ka nosoloina ny « windows server 2012 R2 », hoy Carole Rakotondrainibe tompon’...

MICROSOFT 7

MICROSOFT : ny fampiasana « logiciel » hosoka manimba ny solosaina

Maro ny voka-dratsin’ ny fampiasana ny « logiciel » hosoka, toy ny fisian’ ny « virus » izay mitarika amin’ ny fahasimban’ ny solosaina mihitsy, ny...

error: Content is protected !!