Category: Justice

GREFFIER

FITSARANA : Niampy 98 indray ireo mpirakidraharaha.

Niampy 98 indray ireo mpirakidraharaha  eto Madagasikara. Nanao ny fianianany tetsy Anosy omaly 27 Jolay 2017  izy ireo. Ny Alarobia lasa teo kosa no namoahana...

VADIY AMAN-JANAK' I LUCIEN

SG SYGMMA: Iharan’ny fampihorohoroana ny vadiny aman-janany.

Mitaraina amin’ny fampihorohoroana atao amin’izy ireo ny vady aman-janakin’ny Sekretera Jeneralin’ny SYGMMA, Lucien RAZAFINDRAIBE. Ankoatra ny fampitahorana azy...

AVG 1

TETIKASA ALARM: Sokatra radiata sivy saika ahondrana antsokosoko.

Tao anatin’ny enin-taona no nirongatra ny fanondranana antsokosoko ny sokatra radiata sy angonoka. Niara-niakatra tamin’ny tahan’ny kolikoly izany. Vokatry ny...

PCO 1

PCO: Nampiofana ireo mpivady hiroso amin’ny fisoratam-panambadiana.

Fito isan’andro no misaram-panambadiana eny amin’ny tribonaly Anosy. Raha atao ny kajikajy dia tokantrano 2550 isan-taona no rava. Ny tsy fahafantarana  ny...

avg-1

FANONDRANANA SOKATRA ANTSOKOSOKO : Mangataka ny ampiharana ny lalana ny Alliance Voahary Gasy.

Efa betsaka ny sokatra saika haondrana any ivelany no tratra kanefa tsy mbola nisy tratra ireo atidoha nikotrika izany. Misy raharaha telo samihafa mikasika ireo olona...

SYNDICAT GREFFIER 1

SENDIKAN’NY MPIRAKIDRAHARAHA: Hiroso amin’ny fitokonana aorian’ny fivoriam-be tsy ara-potoana.

Hatramin’izao, mbola tsy nojeren’ny Ministera voakasika mihitsy ireo ampahan’ny  ny fangatahana nataon’ny  sendikan’ny Mpirakidraharaha.  Ny fampiakarana ...

KOHEN RIVOLALA 6

KOHEN RIVOLALA : « Tsy hisy intsony ny ambalavelona ».

Taorian’ny fivoahan’i Kohen RIVOLALA ny fonja, nanatanteraka sorona izy ho fanafoanana ny aretina ambalavelona sy fifonana ho an’i Madagasikara. « Fanahin’ny...

AFO SYNDICALE 9

AFO SYNDICALE : Nihaona tamin’ny solombavambahoaka teny amin’ny Antenimierampirenena.

Tamin’ny fihandoan’ny herinandro lasa iny no nanatanterahan’ireo ao amin’ny AFO SYNDICALE  fitoriana ireo olom-panjakana mpanao kolokoly teny amin’ny BIANCO....

SENAT

ANTENIMIERANDOHOLONA : Nanatitra ireo vokatry ny fitantanam-bolam-panjakana ireo mpitsara ao amin’ny « Cours de Comptes ».

Noraisin’ny Filohan’ny  Antenimierandoholona  Andriamatoa Honoré RAKOTOMANANA tao amin’ny Lapan’Anosikely  ireo  mpitsara avy amin’ny  « Cours de...

IEP 2

IEP-FJKM: Ray aman-dreny indray no mitory ny zanaka.

Vao tsy ela akory izay no nisy toe-java-nitranga teo amin’ny fiangonana FJKM mahakasika ny Filohany. Ankehitriny, mifanolana amin’ny sampam-pampianarana IEP indray...

error: Content is protected !!