Category: Projet

CROIX ROUGE 1

CROIX ROUGE MALAGASY: Ny fanalefahana ny voka-dratsy ateraky ny loza voajanahary.

Ny fametrahana trano fonenana   sy toerana azo antoka no fepetra iray ahafahana mampihena ny voka-dratsy ateraky ny  loza voajanahary. Noresahana nandritra ny...

IST 3

INSTITUT SUPERIEUR DE TECHNOLOGIE : Mifantoka amin’ny fanampiana ireo mpianatra hiditra amin’ny sehatry ny asa.

Miroso amin’ny fandrafetana ny fenitra hirosoana amin’ny rafi-pampianarana LMD (Licence-Master-Doctorat) ny ivom-pampianarana Institut Supérieur de Technologie...

OGEM 1

HOLAFITRY NY MPAHAY MPANDREFY TANY : Hamorona asa ho an’ireo tanora ny fiaraha-miasa amin’ny ESPA.

Sehatra iray ahafahana mampihena ny tahan’ny tsy fananan’asa  ho an’ireo tanora mivoaka eny amin’ny fianarana ambaratonga ambony “polytechinque” (ESPA)  ny...

LEMURIEN 1

MADAGASCAR LEMURS PORTAL: Miantoka ny fiarovana ny varika, ny fampahafantarana ny lanjany.

Aorian’i Brésil, mitana ny laharana faharoa i Madagasikara amin’ny fananana karazana biby “primate”. Midika izany fa azo sokajiana ho biby mampiavaka ny...

OMS1

FIRENENA MIKAMBANA: 27.975.745 dolara no ampiasaina amin’ny fanatsarana ny fahasalaman’ny Malagasy.

Ho fanamafisana ny politika nasionalin’ny fahasalamana eto Madagasikara, niara-nanao sonia  ny “plan de travail conjoint” ny Firenena Mikambana sy ny governemanta...

GEXPROMER 1

GEXPROMER: Hitombo ny voka-dranomasina fanondrana noho ireo lakana ireo.

Mitaky kalitao manara-penitra ny fanondranana ireo hazandranomasina mankany ivelany. Ho fanarahana izany fenitra izany, nahazo fampiofanana maimaim-poana ireo mpanjono...

SIF 1

SIF: Mandray anjara ny famerenana ny ankizy an-tsekoly.

Tafiditra ao anatin’ny tetika asa fampiroboroboana ny sehatry ny fanabeazana ny Secours Islamique France (SIF) ny famerenana ireo ankizy nitsaoka an-daharana any...

SFCG 1

SEARCH FOR COMMON GROUND: Malagasy miady amin’ny tsy fandriampahalemana

Hampiofanana momban’ny fitandroana ny filaminana ny ekipa nasionaly sy  ireo manampahaizana iraisam-pirenen’ny Search For Common Ground (SFCG) mba hampandrosoana ny...

edema

EDEMA: Miainga any an-tsekoly ny fampandrosoana lovain-jafy.

Loza mitatao amin’ny lafiny toe-karena ny vokatry ny fiovaovan’ny toetra andro. Efa betsaka  anefa ny fikarohana ahafahana mampihena ny voka-dratsy  aterany.

pdg-egelec-1

COGELEC: Manana adidy hampandroso ny firenena ny orinasa.

“Manana adidy  hampandroso ny firenena ny orinasa. Anisan’izany ny orinasa fa indrindra orinasa sy ny mpandraharaha Malagasy”, hoy i Alfred ANDRIAMANAMPISOA,...

error: Content is protected !!