tanana-krismasy-1

TANANA KRISMASY: Hetsika faharoa nandimby ny « Village de la Francophonie ».

202

10 andro be izao no ahafahana mitsidika ny Tanana krismasy. Trano heva isan-karazany, toeram-pilalaovana, fanentanana maro samihafa no hanome aina izany. Eny amin’ny Village de la Francophonie teo aloha, Andohatapenaka ahitana izany. « Ho afa-po ny ankizy fa misy toerana manokana, tsy toy ny mahazatra, natao hangalana sary miaraka amin’ny dadabe noely sy hilalaovana ». Ahitana toeram-pisakafoana sy fialana hetaheta ihany koa eny an-toerana. Hatramin’ny faha-30 ny volana desambra 2016, manomboka amin’ny 09 ora maraina ny fisokafana ary amin’ny 08 ora alina vao mihidy ny varavarana.

Araka ny fanazavana hatrany, 2000 Ariary ny fidirana ho an’ny lehibe ary 1000 Ariary kosa raha ankizy.

Interview:

Interview:

Nirina RAKOTOMIARINTSOA

VIDEO:

 SARY :

[image_sliders]
[image_slider link= »http://www.canalnews.net/wp-content/uploads/2016/12/TANANA-KRISMASY-14.jpg » source= »http://www.canalnews.net/wp-content/uploads/2016/12/TANANA-KRISMASY-14.jpg »] TANANA KRISMASY [/image_slider]
[image_slider link= »http://www.canalnews.net/wp-content/uploads/2016/12/TANANA-KRISMASY-13.jpg » source= »http://www.canalnews.net/wp-content/uploads/2016/12/TANANA-KRISMASY-13.jpg »] TANANA KRISMASY [/image_slider]
[image_slider link= »http://www.canalnews.net/wp-content/uploads/2016/12/TANANA-KRISMASY-12.jpg » source= »http://www.canalnews.net/wp-content/uploads/2016/12/TANANA-KRISMASY-12.jpg »] TANANA KRISMASY [/image_slider]
[image_slider link= »http://www.canalnews.net/wp-content/uploads/2016/12/TANANA-KRISMASY-11.jpg » source= »http://www.canalnews.net/wp-content/uploads/2016/12/TANANA-KRISMASY-11.jpg »] TANANA KRISMASY [/image_slider]
[image_slider link= »http://www.canalnews.net/wp-content/uploads/2016/12/TANANA-KRISMASY-10.jpg » source= »http://www.canalnews.net/wp-content/uploads/2016/12/TANANA-KRISMASY-10.jpg »] TANANA KRISMASY [/image_slider]
[/image_sliders]




Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

error: Content is protected !!