TELETHON 5

TELETHON : Nanolotra izay voa-tsirambin’ ny tanana ny fikambanana HAFARI Malagasy

160

Fahombiazana no azo ilazana ny hetsika TELETHON izay natao tetsy amin’ ny tranom-bokim-pirenena Anosy raha ny teto Antananarivo no resahina ny Asabotsy 07 Febroary 2015 lasa teo satria tonga amaro ny olona tsotra, eo ihany koa ireo mpitondra fanjakana nitondra ny voa-tsirambin’ ny tanany ho fanampiana ireo tra-boina vokatry ny fandalovan’ ny rivo-doza Chedza sy ireo kere any Atsimo. Anisan’ ireo nanatitra ny vitany, ihany koa, ny fikambanana HAFARI Malagasy sy ireo filohan’ ny fikambanana miara-dia aminy. Nitondra vary 10 kitapo, akanjo miisa 520, kiraro 30 isa ary vola 212.000 Ar izy ireo. Ny toy izao no tsy ampy eto amintsika, hoy ny filohan’ ny HAFARI Malagasy Jean Nirina FANOMEZANTSOA. Voaporofo izao, hoy izy fa afaka mifanampy ny samy malagasy ary tsy hiandrasana ny avy any ivelany. Tokony hisy hatrany ny firaisan-kina rehefa misy voina mahazo ny malagasy satria mitovy ihany, hoy izy, ny fahavoazana eo amin’ ny vokatry ny loza voajanahary sy ny atao amin’ ireo mponina ravana trano, samy tsy manan-kialofana daholo. Ka noho izany dia tokony hojeren’ ny fanjakana ny paikady hanavotana azy ireo mialoha ny handravana ny tranony.

Interview : Jean Nirina FANOMEZANTSOA

Nirina RAKOTOMIARINTSOA

VIDEO :

SARY :

[image_sliders]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2015/02/TELETHON-9.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2015/02/TELETHON-9.jpg »] TELETHON [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2015/02/TELETHON-8.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2015/02/TELETHON-8.jpg »] TELETHON [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2015/02/TELETHON-7.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2015/02/TELETHON-7.jpg »] TELETHON [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2015/02/TELETHON-10.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2015/02/TELETHON-10.jpg »] TELETHON [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2015/02/TELETHON-6.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2015/02/TELETHON-6.jpg »] TELETHON [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2015/02/TELETHON-5.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2015/02/TELETHON-5.jpg »] TELETHON [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2015/02/TELETHON-4.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2015/02/TELETHON-4.jpg »] TELETHON [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2015/02/TELETHON-3.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2015/02/TELETHON-3.jpg »] TELETHON [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2015/02/TELETHON-2.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2015/02/TELETHON-2.jpg »] TELETHON [/image_slider]

[image_slider link= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2015/02/TELETHON-1.jpg » source= »http://canalnews.net/wp-content/uploads/2015/02/TELETHON-1.jpg »] TELETHON [/image_slider]
[/image_sliders]




Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

error: Content is protected !!