Category: Transport

MAIRE ANDOHARANOFOTSY 2

KAOMININA ANDOHARANOFOTSY: Ho giazana avokoa ireo fiara fitatarem-bahoaka tsy manara-dalana.

Ho ngiazana avokoa ireo fiaran’ ireo mpitatitra tsy manara-dalana miasa eny amin’ny kaominina Andoharanofotsy.  Mitaraina mantsy ny mponina eny fa tsy tonga...

CHEF CIM 1

CENTRE IMMATRICULATEUR D’ANTANANARIVO : Tapitra ny laharana TBF.

Nanomboka ny 25 may 2016 ny laharana vaovao TBG ary nifarana ny 24 May 2016 kosa ny laharana TBF. « Naharitra fito volana ny laharan’ny fiarakodia TBF teto...

accident

VOASAZY HATRAMIN’NY ANKIZY NOHO NY ADALAN’NY TAXI BE SY NY MPITATITRA.

Taorian’ireny lozam-pifamoivoizana namoizana aina maro ireny, niezaka nandray ny andraikiny ny tomponandraikitra isan-karazany. Nankasitraka ny fanasaziana ny...

RAJAONARISON Charli Hyacinthe 1

CENTRE D’IMMATRICULATION AMBOHIDAHY : Permis vorontsiloza 60 no tratra.

Hatramin’ny volana desambra 2016 ny fehim-potoana nomen’ny CIM  na ny Centre d’Immatriculation hanoloana ny « permis de conduire » sy ny « carte grise »...

LAMPOGNO 1

Tambazotra LAMPONGNO: Mirongatra ny fanondranana antsokosoko ao amin’ny faritra MaMaBaie.

“Nikatona tamin’ny fomba tsy mazava ny faran’ny taona 2010 ny Sampandraharahan’ny Fadin-tseranana ao Maroantsetra”. Araka ny fanazavana azo, anisan’ny...

CIM 3

PERMIS DE CONDUIRE BIOMETRIQUE: Ho foana ny hosoka

Taorian’ ny « carte Grise biometrique» ny fiarakodia niroso amin’ny  taratasy fahazoan-dalana mamily fiarakodia indray ny etsy amin’ny faritany Ambohidahy. Ho...

FLORENS RAKOTOMAHANINA 3

Hanao ezaka amin’ ny fanalefahana ny fitohanan’ ny fifamoivoizana ny mpitandro filaminana sy ireo voakasika izany.

Nanomboka androany ny ezaka ho fanalefahana ny fitohanan’ ny fifamoivoizana. Izay mampikaikaika ny vahoaka mampiasa ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ny...

COLONEL ANDRY 1

ATT : Miova manaraka ny vidin-tsolika ny fanonerana atao ho an’ny mpitatitra.

Miezaka ny manamaivana ny vesatra zakain’ny mpitatitra amin’ny fidangan’ny vidin’ny solika ny fanjakana.

error: Content is protected !!