Category: Travail

TALEN'NY TRANOM-PIRINTY 1

TRANO PRINTIM-PIRENENA: 80 % ny kaominina hananany trosa avokoa.

Rehefa taratasy ilaina amin’ny raharaham-panjakana, ao amin’ny trano printim-pirenena no hividianana izany. Hita ao amin’ny tranokalan’ity orinasam-panjakana ity...

FISEMARE 1

FISEMARE: Iharan’ny fandroahana tsy misy fanazavana ireo delege sendikaly.

Delege sendikaly fito no efa niharan’ny fandroahana tsy misy fanazavana ho an’ny fikambanan’ny  sendikan’ny mpiasa (FISEMARE). Nambaran’ny Sekretera Jeneraly...

SOAMAHAMANINA 1

SOAMAHAMANINA: Atao fitaovana politika.

Fanakorontanana ny filaminan’ny mponina indray no nataon’ireo andian’olona nilaza fa niverina nametraka fitaovana ireo sinoa saika hitraka volamena any...

PIMP 1

DPO CONSULTING: Manamora ny fanafarana fiara hivezivezena “application Pimp”.

Ho fanatsarana  ny asa fanofana fitaovam-pitaterana no antom-pisian’ny vondrona Pimp.  Azo atao tsara ny manafatra fiara hivezivezena manodidina an’Antananarivo....

SYGMMA 1

MPIKAMBANA AO AMIN’NY SYGMMA: Handray fepetra hentitra amin’ireo misandoka ny anaran’ny sendika.

Mitohy hatrany savorovoro  ao anatin’ny tokantranon’ny sendika ny mpiasan’ny seranan-tsambo SYGMMA. Niaro ny SG na   Sekretera  Jeneralin’ny sendika, Lucien...

MPANOLOTSAIN'NY CUA 1

MPANOLONTSAINA CUA: Tetibola 2017, handoavana ny karaman’ny mpiasa ny 40 miliara.

Mitentina 47 miliara Ariary  ny tetibolan’ny kaominina  an’Antananarivo Renivohitra tokony ho laniana amin’ity taona 2017 ity. Ny 40 miliara amin’io dia...

senat-4

ANTENIMIERANDOHOLONA : Nanolotra fanomezana ho an’ny mpiasa

Toy ny fanao isan-taona, ho fiatrehana ny Noely sy ny Taom-baovao dia nanolotra fanomezana ho an’ny mpiasa eto anivon’ny Antenimierandoholona ireo mpikambana ao...

senat-3

ANTENIMIERANDOHOLONA : Nanatanteraka fihaonambe ny mpiasa.

Nampiantso Fivoriamben’ny Mpiasan’ny Antenimierandoholona ny Filoha RAKOTOMANANA Honoré sy ny Kestora Voalohany misahana ny Fandraharahana sy ny Fitantanam-bola ary...

andrakaka-29

SBB Freddie MAHAZOASY: Ho lasa “zone économique spécialisée” any Andrakaka.

Neken’ny fitondram-panjakana ihany ny tetikasa naroson’ny Solombavambahoaka Freddie MAHAZOASY ho fanovana ny faritra Antsiranana ho lasa “zone économique...

senikany-mpiasa-1

OLAN’NY MPIASA: Voahitsakitsaka ny zon’ny mpiasa.

Mandray anjara amin’ny kongresy iraisam-pirenena “industtriALL Global Union” momban’ny sendika i Barison RAKOTOMANGA avy ao amin’ny vondrona Sendikaly....

error: Content is protected !!