Category: SPORT

FBBM 1

FMBB : Hampiantrano ny lalao CACC ny firenena Malagasy

Ho tanterahina eto Madagasikara ny lalao iadiana ny CACC  na ny « Coupe d’Afrique des Clubs Champions ». Ho an’ny  ekipa Malagasy, klioba telo  na eo...

CBM - MADAGASCAR PARALYMPIQUE COMMUNITY 2

CHAMPIONNAT NATIONAL SPORTS PARALYMPIQUES : Ho fampiatiana ireo olona tra-pahasembanana

Taranja ara-panatanjahan-tena efatra no handraisan’ireo mpilalao manana olana ara-pahasembanana amin’ny  « championnat national sports paralympiques ».  ...

FMF BAREA

FMF : Nomena fankasitrahana ireo mpilalaon’i Barea tsy matihanina.

Taorian’ny nandresen’ny Barea avy eto Madagasikara  an’i ekipa-pirenena Mozambikana tamin’ny isa 2 no 0 ka nahatonga azy ireo hiatrika ny dingana manaraka....

BASKET ANALAMANGA 1

TOMPONDAKA BASKET BALL ANALAMANGA: Manaraka ny fitsipi-dalao an’ny FIBA.

Mpilalao 120 no efa nisoratra anarana amin’ny lalao iadiana ny tompondaka ho an’ny ligy Analamanga. Araka ny fanampim-panazavana nomen’ny Filohan’ny Ligy, Fidy...

BAREA 1

FIFANINTSANANA CAN 2019 : Nomontsanin’i Barea ny ekipa-pirenena avy any Soudan.

Miditra amin’ny lalao isam-bondrona ankehitriny ny fifanintsanana can 2019. Natao omaly alina ny lalao nihaonan’i Madagasikara sy Soudan. Mitohy hatrany ny...

FMMSAM 1

TARANJA FANAMORIANA FIARAKODIA: Hiatrika ny taom-pilalaovana 2017 i Sitraka sy Rado RAKOTOMALALA.

Tafaverina eo amin’ny sehatry ny fanatanjahantena taranja fanamoriana  fiarakodia indray ny ekipa Rado sy Sitraka RAKOTOMALALA. Hiatrika ny lalao iadiana ny...

MELEE - ORANGE 2

ORANGE – TERRES EN MELEES: Hiatrika ny lalao iadiana ny tompondaka nasionalin’ny “rugby scolaire” ireo mpianatra.

Fanatanjahantena natokana ho an’ny lehilahy ny taranja baolina lavalava. Ho an’ny Fikambanana Terres en Mêlées, fomba  iray hanabeazana   ihany koa ny rugby ka...

BAREA 1

CAN TOTAL 2019 : Nandresy ny Sao Tomé et Principe tamin’ny 3 no 2 ny Barea.

Hiakatra amin’ny dingana manaraka dia ny lalao isam-bondrona ny ekipam-pirenena Malagasy  Barea amin’ny fifanintsanana CAN TOTAL 2019 atao any Cameroun....

FMF 3

FMF: “Tsy hisy ny fifidianana ny filohan’ny federasiona mialohan’ny fotoana”.

Anisany manitikitika ny sain’ny mpanaram-baovao fa indrindra ireo mpankafy  ny taranja baolina kitra ny fanoloana ny toeran’ny Filohan’ny federasiona baolina...

FAMBOLEN-KAZO DEPUTE VOLOLONA 1

ONG AFFAMI: Fambolen-kazo manampy amin’ny fiarovana ny tontolo iainana.

Zana-kazo arivo fototra no nambolena teny  Ankatsaoka. Ny fikambanana AFFAMI na  Andry Fanabeazana sy Fanarenana Mirindra eny amin’ny boriborintany fahaenina no...

error: Content is protected !!