Tag: , ,

BNGRC 6

FIHOTSAHAN’NY TANY : Ho lasa faritra mena tsy ho azo honenana intsony afaka fotoana fohy.

Maro ireo toerana voasokajy ho faritra mena eto Antananarivo ary mety tsy ho azo honenana intsony afaka fotoana fohy.

COMMUNE AMPITATAFIKA 7

KAOMININA AMPITATAFIKA: Vary 5T no natolotry ny Orange solidarité Madagascar ireo tra-boina.

Tra-boina manodidina ny 1800 ao anatin’ny fokontany efatra, Avara-tetezana, Ambohimangidy, Ampitatafika vaovao ary Atsimom-bohitra, no hahazo ny anjara fanampiana avy...

Andrianjato RAZAFINDAMBO 9

MIN SERASERA: Tsy vitan’ny TVM sy RNM irery ny fampitana hafatra ho fanampiana ny tra-boina.

Manoloana ny fahasahiranana goavana lalovan’ny mpiray tanin-drazana amin’izao fotona izao, vokatry ny takaitra navelan’ny rivo-doza Chedza sy ny ranon’orana...

BNGRC 2

BNGRC : Olona roa no matin’ny hanohanana any atsimo, 77 kosa vokatry ny rivo-doza.

Tsy mitsaha-miakatra hatramin’izao ireo olona namoy ny ainy vokatry ny rivo-doza sy ny ranon’orana mijojo.

ONITIANA REALY 2

MIN Onitiana REALY: Miantso tolo-tanana amin’ny vahoaka malagasy hanampiana ny tra-boina

Vokatry ny fahavoazana maro nahazo ireo tra-boina tamin’ny rivo-doza Chedza teto amin’ny nosy, dia nanao antso avo ho an’ny mpiray tanindrazana rehetra ny ministry...

error: Content is protected !!