Tag: , , ,

FIANAKAVIAN' I FELICIEN 4

FIANAKAVIAN’ I FELICIEN : Tsy mendrika azy ny hiafara amin’ ny romoromo sy ady…. nandefitra ny havan-drainy.

Tsy marina ny tsaho mandeha fa tsy niraharaha ny fandevenana an’ i Felicien kopi kole an’ i Theo RAKOTOVAO ny fianakavian-drainy raha ny nambaran’ ny dadatoany.

TELETHON 5

TELETHON : Nanolotra izay voa-tsirambin’ ny tanana ny fikambanana HAFARI Malagasy

Fahombiazana no azo ilazana ny hetsika TELETHON izay natao tetsy amin’ ny tranom-bokim-pirenena Anosy raha ny teto Antananarivo no resahina ny Asabotsy 07 Febroary...

GERARD RAKOTONIRINA 1

ASA FANAOVAN-GAZETY : Nasaina teny Iavoloha haka vaovao kanefa nahilika sy natao tsinontsinona.

Tsy voalohany na faharoa no nahilika sy natao tsinontsinona tahaka izao ny mpanao gazety.

RAKOTOMAVO SERGE 2

RAKOTOMAVO Serge: Kitro ifaharan’ny boribori-tany ny lafiny fampandrosoana.

  Maro ny olona no tsy mahalala ny antsoina hoe boribori-tany sy ny tombony ho azon’ny vahoaka rehefa ho lasa kaominina izy, hoy ny délégué au maire eo...

DR FEZINY 1

SPIRULINE: Mampitombo ny hery fiarovana amin’ny vatan’ny olombelona.

 Maro ny tombontsoa azo avy amin’ny fampiasana ny fihinanana ny “spiruline” hoy, Dr FEZINY Séraphine.

BNGRC 2

BNGRC : Olona roa no matin’ny hanohanana any atsimo, 77 kosa vokatry ny rivo-doza.

Tsy mitsaha-miakatra hatramin’izao ireo olona namoy ny ainy vokatry ny rivo-doza sy ny ranon’orana mijojo.

ONITIANA REALY 2

MIN Onitiana REALY: Miantso tolo-tanana amin’ny vahoaka malagasy hanampiana ny tra-boina

Vokatry ny fahavoazana maro nahazo ireo tra-boina tamin’ny rivo-doza Chedza teto amin’ny nosy, dia nanao antso avo ho an’ny mpiray tanindrazana rehetra ny ministry...

HAFARI 7

HAFARI MALAGASY : Niaka-dapa teny Mahazoarivo ireo solotenan’i La Réunion kely

Misokatra amin’ny olona rehetra ny Praiministra Gal Jean RAVELONARIVO. Ny zoma teo dia ny teo anivon’ny fikambanana Hafari malagasy niandraikitra ireo mponina etsy...

error: Content is protected !!