Tag: , , , ,

SCOOP DIGITAL 6

CUA, SCOOP DIGITAL: Hanao Fanampiana ireo tra-boina rava fananana 25000.

Ny hamerenana amin’ny laoniny ireo tra-boina amin’ny toerana azony hivelomana no isan’ny tanjon’ny kaominina Antananarivo renivohitra. Mbola ao anatin’ny...

FANOMEZANA CUA 3

CUA: Ny Ray aman-dRenin’ny mpianatra indray no laharam-pahamehana fa tsy ny mpianatra.

 Nitondra ny anjara borikiny ho fanampiana ireo Ray aman-dRenin’ny mpianatra ny teo anivon’ny fiadidiana ny kaominina Antananarivo renivohitra omaly.

CUA CHINE 9

Mpandraharaha sinoa: Nitondra fanampiana ho an’ny tra-boina tetsy amin’ny CUA.

Manoloana ny fahasahiranana izay nodiavin’ireo tra-boina vokatry ny takaitra navelan’ny rivo-doza Chedza teto Madagasikara, dia tsy nitazam-potsiny izany ireo...

error: Content is protected !!