Tag: , , ,

DR FIDY 1

EMISSION : DOCTEUR FIDY BARINIAINA , Ny firehetan’ny tatavia.

Misy ny firehetana eo amin’ny tatavia ka mahatonga ny fantsona ivoahan’ny rano ho marary na mangirifiry rehefa mivalan-drano.

DR FIDY 2

DOCTEUR FIDY: Ireo antony mahatonga ny zaza ho maty am-bohoka.

Maro ireo antony mety mila fandidiana ho an’ny vehivavy mitondra vohoka hoy Dokotera Fidy.

DR FIDY 3

EMISSION : mahafaty ny zaza an-tsosokoditra, hoy Docteur Fidy

Maro ny antony mahatonga ny zaza an-tsosokoditra, toy ny  vokatry ny aretina azo avy amin’ny firaisana, ny loto miditra mankany amin’ny tranon-jaza ka mahasarotra...

error: Content is protected !!