Tag: , , ,

FANANTENANA 3

FAFI V : nanome fanomezana ho an’ ny ankizy tezaina ao amin’ ny LE BON SAMARITAIN Anjanahary sy ORPHELINAT SAINT PAUL Ambohipeno

Mitohy hatrany ny asa sosialy ataon’ ny sampana sosialy FANANTENANA ao amin’ ny fikambanana FAFI V izay tarihan’ ny filohany Hanitriniala RAHOLDINA. Nosafidian’...

FAFI V 4

FAFI V : mitohy hatrany ny asa sosialy ataon’ ny fikambanana

Niompana tamin’ ny asa sosialy ny fikambanana FAFI V nandritra ity volana mai ity. Sampana iray mikarakara ny ara-tsosialy atao hoe « FANANTENANA » ao amin’ ny...

error: Content is protected !!