Tag: , , , , ,

RAHOLDINA 1

SOLOMBAVAMBAHOAKA NAIVO RAHOLDINA : noravana ilay tamboho nisakana ny lalam-bahoaka.

Nohon’ ny fitarainan’ ireo olona an-jatony mampiasa ny lalan-kely eny Analamahitsy tanana izay nisy nanampina ka nahatonga ny fikorontanana amin’ ny fivezivezen’...

FANANTENANA 3

FAFI V : nanome fanomezana ho an’ ny ankizy tezaina ao amin’ ny LE BON SAMARITAIN Anjanahary sy ORPHELINAT SAINT PAUL Ambohipeno

Mitohy hatrany ny asa sosialy ataon’ ny sampana sosialy FANANTENANA ao amin’ ny fikambanana FAFI V izay tarihan’ ny filohany Hanitriniala RAHOLDINA. Nosafidian’...

error: Content is protected !!