Tag: , ,

HAFARI 2

HAFARI MALAGASY : tsy mivarotra tanim-panjakana amin’ ny tetik’asa exode urbaine

Tokana hatramin’ izao ny titak’ asan’ ny HAFARI Malagasy, hoy i Jean Nirina RAFANOMEZANTSOA dia ny « exode urbaine ».

HAFARI 1

HAFARI MALAGASY: Hatao «vitrine» na tanàna fitaratra i Soaniadanana.

Hiditra amin’ny asa fihariana ireo mponina nifindra monina any Soaniadanana Ankazobe.

HAFARI 4

HAFARI Malagasy : Tsy mamporisika olona hikorontana fa hiaro azy ireny ny fikambanana.

Misy mitady hamingana sahady ny asa sosialy ataon’ny fikambanana Hafari Malagasy.

hafari 15

HAFARI Malagasy: Tsy nofinofy intsony fa tanteraka ny “Exode Urbain”.

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy teny Soaniadanana Ankazobe, (Pk67) ny faha-7 Novambra teo, ny tetikasa “Exode Urbain” nokarakarain’ny fikambanana HAFARI...

HAFARI 7

HAFARI MALAGASY: Tetik’asa “exode Urbain” tanteraka izy ankehitriny.

Tonga amin’ny faha-dimy taona nijoroany amin’izao fotoana izao ny fikambanana miaro ny zon’olombelona, HAFARI MALAGASY.

error: Content is protected !!