Tag: , , , , ,

FFKM 4

FAMPIHAVANAM-PIRENENA: Fampihavanana mitarika fandravàna.

Tsy nampoizina araka ny fahitan’ny sarambabem-bahoaka azy ny fehin-kevitra navoakan’ny FFKM teny amin’ny CCI Ivato ny Sabotsy faha-2 Mai lasa teo.

ROBERTO TINOKA 2

DEPUTE ROBERTO TINOKA: Fanesorana ny DGT, hampihemotra ny famatsiam-bola eto Madagasikara.

Hisy fiantraikany amin’ny famatsiam-bola eto amintsika ny fanesorana ny tale jeneralin’ny tahirim-bolam-panjakana, Robimanana Orlando.

MSA 1

Vondrona M.S.A : Najoro ny vondrona Miaro ny Safidim-bahoaka sy ny ara-dalàna

  Tafajoro ary niseho masoandro androany ny vondrona miaro ny safidim-bahoaka sy ny ara-dalàna.

ZND4

RAMAMPY LECHAT Zenaide : Ilaina ny fiarovana ny ain’ny filoha teo aloha, fampihavanam-pirenena mila hirosoana.

Manoloana ny fanapahan-kevitra noraisin’ny fitondram-panjakana mikasika ny fisamborana ny filoha teo aloha Marc RAVALOMANANA dia andraikiny izany hoy ramatoa RAMAMPY...

Marc 2

Marc RAVALOMANANA : Tonga eto Antananarivo saingy nosamborina hiarovana ny ainy

Tsy fantatry ny fanjakana ny nahatongavan’ ny filoha teo aloha Marc RAVALOMANANA raha tsy efa nihaona tamin’ ny mpanao gazety izy.

error: Content is protected !!