Tag: , , , ,

Priscilla RAHARINOSY

INTERFACE TECHNOLOGIE : 15 taona teo amin’ ny sehatry ny fivarotana ireo « logiciel SAGE »

Anisan’ ireo mampiranty sy mivarotra ny « logiciel SAGE » ao amin’ ny FIM (Foire Internationale de Madagascar) andiany faha folo ny Interface Technologie.

SAGE 7

SAGE : Namoaka ny « logiciel » vaovao hanatsarana ny asan’ireo orinasa eto Madagasikara.

Isan-taona dia mamoaka « logiciel » vaovao antsoina hoe, « Sage Génération i7 » ity orinasa frantsay ity.

SAGE 2

OPTIMADA : ilaina ny mampiasa ny « logiciel SAGE » ho an’ ny orinasa

Ny orinasa OPTIMADA dia mpaninjara ny « logiciel SAGE » ho an’ ny eto an-toerana sy ny any ivelany .

MICROSOFT 7

MICROSOFT : ny fampiasana « logiciel » hosoka manimba ny solosaina

Maro ny voka-dratsin’ ny fampiasana ny « logiciel » hosoka, toy ny fisian’ ny « virus » izay mitarika amin’ ny fahasimban’ ny solosaina mihitsy, ny...

MICROSOFT 20

MICROSOFT : nanofana ny mpanao gazety amin’ ny fampiasana ny teknolojia vaovaon’ izy ireo

Tsy afaka misaraka amin’ ny teknolojia vaovao ny asa fanaovan-gazety ankehitriny ka izany no nahatonga ny Microsoft nanofana sy nampahafantatra ireo vokatra vaovaon’...

error: Content is protected !!