Tag: , , ,

MADAVISION 7

GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR : Maro ireo entana azo atao fanomezana ho an’ ny reny

Nanomboka tamin’ ny 27 mai lasa teo ny GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR izay hetsika ara-barotra karakarain’ ny MADAVISION. Tsy hivezivezy izay mitady ho atao...

RABAONARIJAONA HOLIJAONA 1

EMERGENCE MADAGASCAR : Ela vao misy fiantraikany ny PND, vonona hifanome tanana izy ireo raha misy ny ilàna azy.

Tsy mifaninana na manaloka ny drafim-panjakana nasionaly ho amin’ny fampandrosoana, na ny PND ny émergence de Madagascar, hoy ny filohany, Atoa RABAONARIJAONA...

TELETHON 5

TELETHON : Nanolotra izay voa-tsirambin’ ny tanana ny fikambanana HAFARI Malagasy

Fahombiazana no azo ilazana ny hetsika TELETHON izay natao tetsy amin’ ny tranom-bokim-pirenena Anosy raha ny teto Antananarivo no resahina ny Asabotsy 07 Febroary...

GERARD RAKOTONIRINA 1

ASA FANAOVAN-GAZETY : Nasaina teny Iavoloha haka vaovao kanefa nahilika sy natao tsinontsinona.

Tsy voalohany na faharoa no nahilika sy natao tsinontsinona tahaka izao ny mpanao gazety.

RAKOTOMAVO SERGE 2

RAKOTOMAVO Serge: Kitro ifaharan’ny boribori-tany ny lafiny fampandrosoana.

  Maro ny olona no tsy mahalala ny antsoina hoe boribori-tany sy ny tombony ho azon’ny vahoaka rehefa ho lasa kaominina izy, hoy ny délégué au maire eo...

FANAF 1

FANAF: Sambany i Madagasikara vao handray ny fivoriam-be, 600 ny vahiny ho avy eto.

Ny 16 ka hatramin’ny 19 Febroary ho avy izao no hanatontosana ny fivoriam-be faha-39 federasion’ireo tranom-piantohana ho an’ny zo fototra Afrikana, mivondrona na...

DR FEZINY 1

SPIRULINE: Mampitombo ny hery fiarovana amin’ny vatan’ny olombelona.

 Maro ny tombontsoa azo avy amin’ny fampiasana ny fihinanana ny “spiruline” hoy, Dr FEZINY Séraphine.

BNGRC 2

BNGRC : Olona roa no matin’ny hanohanana any atsimo, 77 kosa vokatry ny rivo-doza.

Tsy mitsaha-miakatra hatramin’izao ireo olona namoy ny ainy vokatry ny rivo-doza sy ny ranon’orana mijojo.

HAFARI 7

HAFARI MALAGASY : Niaka-dapa teny Mahazoarivo ireo solotenan’i La Réunion kely

Misokatra amin’ny olona rehetra ny Praiministra Gal Jean RAVELONARIVO. Ny zoma teo dia ny teo anivon’ny fikambanana Hafari malagasy niandraikitra ireo mponina etsy...

error: Content is protected !!