Tag: ,

maquette programme 2

HARILALA RAMANANTSOA ( MADAVISION ) : hitondra paik’ady tsotra sady mahomby mba hananana tanana mendrika.

Fotoam-pivavahana niarahany tamin’ ny mpiara-miasa aminy tetsy faravohitra no nisantaran’ i Harilala RAMANANTSOA kandidà bèn’ ny tanana Antananarivo tamin’ ny...

Harilala RAMANANTSOA 14

HARILALA RAMANANTSOA : tanora maro no miara-miasa aminy ankehitriny.

Tsy izoviana amin’ ny maro intsony izany Harilala RAMANANTSOA izany izay fantatra amin’ ny fikarakarana hetsika ara-barotra. Vao 24 taona monja izy dia efa nanana...

MADAVISION 7

GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR : Maro ireo entana azo atao fanomezana ho an’ ny reny

Nanomboka tamin’ ny 27 mai lasa teo ny GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR izay hetsika ara-barotra karakarain’ ny MADAVISION. Tsy hivezivezy izay mitady ho atao...

GB 6

GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR: Maro ireo tolotra azo hanaovana fanomezana amin’ity andiany farany ity.

Nandalo fahasahiranana ny vahoaka, hoy ramatoa Harilala RAMANANTSOA tompon’ andraikitry ny MADAVISION.

GRANDE BRADERIE 4

Afa-po tamin’ny hetsika grande braderie de Madagascar andiany faha-telo tamin’ity taona ity ny MADAVISION. Roa andro tsy hikatonan’izany tetsy amin’ny lapan’ny kolotsaina sy ny fanatanjahanten’i mahamasina dia efa lany ny entan’ny mpivarotra sasany

Nifarana omaly Alahady ny hetsika grande braderie de Madagascar notontosain’ny MADAVISION.

error: Content is protected !!