Tag: , , , , ,

FFKM 4

FAMPIHAVANAM-PIRENENA: Fampihavanana mitarika fandravàna.

Tsy nampoizina araka ny fahitan’ny sarambabem-bahoaka azy ny fehin-kevitra navoakan’ny FFKM teny amin’ny CCI Ivato ny Sabotsy faha-2 Mai lasa teo.

DSC00683

LALAO RAVALOMANANA : Nanao antso avo ho an’ ny tompon’ andraikitra isan-karazany izy

Taorian’ ny nitsidihany ny vadiny Marc RAVALOMANANA filoham-pirenena teo aloha dia nanao antso ho an’ ny ray aman-drenin’ ny firenena mba hamerina azy eo anivon’...

TANGALAMENA 2

TANGALAMENA : vonona hitarika sy hanao ny fampihavanana

Tato ho ato izay dia ambetin-dresaka ny fampihavanana na ho an’ ireo mpanao pôlitika na ho an’ ny olon-tsotra. Rehefa nahatsapa ny tangalamena fa tsy nahatafavoaka...

Neny-02

LALAO RAVALOMANANA : mitaky ny hanaovana ny fampihavanam-pirenena

Taorian’ny fitsidihan’ ny fianakavian’ ny filoha teo aloha Marc RAVALOMANANA tany Antsiranana dia nanao antso avo ny tomponandraikitra rehetra ny vadin’ ity...

ROBINSON 5

PDT AVANA : Izao no fotoana hametrahana fanjakana matanjaka hampiray hina ny malagasy.

Miantso ny tsirairay mba ho tony manoloana ny tranga misy ankehitriny ny filoha nasionalin’ny antoko AVANA ny Dr Jean Louis ROBINSON raha nitatitra ny fahitany ny...

AV7 1

FILOHAN’NY AV7 : Tsy miady amin’ny zanak’i Dada, fa miantso ny fitondrana sy ny fitsarana hanao ny asany.

Manoloana ny teny nolazain’ny filoha teo aloha Marc RAVALOMANANA teny amin’ny trano fonenany teny Faravohitra izay maneho fihantsiana dia tsy nipetraka fotsiny...

MSA 1

Vondrona M.S.A : Najoro ny vondrona Miaro ny Safidim-bahoaka sy ny ara-dalàna

  Tafajoro ary niseho masoandro androany ny vondrona miaro ny safidim-bahoaka sy ny ara-dalàna.

PM

PRAIMINISITRA: Misy mifofo ny ain’ny filoha teo aloha Marc RAVALOMANANA

Tsy nanazava ny toerana nametrahana ny filoha teo aloha Marc RAVALOMANANA ny praiminisitra Dr KOLO Roger raha nanazava ny momba ireny tranga niseho ireny.

TIM 1

SOLOMBAVAMBAHOAKA TIM : Niala tsy ho PMP intsony fa hijoro ho mpanohitra ny fitondrana.

Taorian’ny fahatongavan’ny filoha teo aloha Marc RAVALOMANANA teto madagasikara ny   12 oktobra lasa teo izay tsy mbola hita ny toerana nametrahan’ny fitondrana...

TSARANAZY 2

GL TSARANAZY Jean Emile : Tsy vahaolana ny fampiasana valifaty, tsy ampy ny fifanakalozan-kevitra.

Samy manana ny fomba fijeriny tamin’ireny fahatongavan’ny filoha teo aloha Marc RAVALOMANANA teto an-tanindrazana ireny ireo mpanao politika sy olon-tsotra.  

error: Content is protected !!