Tag: ,

CNTMAD 3

CNTMAD: Hanomboka ny Alatsinainy faha-3 ka hatramin’ny faha-7 Novambra izao ny fanadinana.

  Hiatrika ny fanadianana famaranana ny taona 2013-2014 ireo mpianatra eo anivon’ny CNTMAD na ny sekoly ampitain-davitra. Efa vonona avokoa ny ho entina...

CNTMAD 1

Hampidirina ao anatin’ny fandaharam-pianaran’ny CNTMAD ny fampiasana ny logiciel libre. Nisy ny andro natokana ho an’izany ny zoma teo niarahana tamin’ny AUF

Isan-taona dia misy ny andro iraisam-pirenena natokana ho an’ny “logiciel libre”, tetsy amin’ny ivon-toeran’ny fampianarana ampitain-davitra na ny CNTMAD no...

error: Content is protected !!