Tag: , , , , , , ,

ZENAIDE 1

FIKAMBANANA REFAMP : manentana ny filohan’ ny antoko politika handrotsaka vehivavy amin’ ny fifidianana ben’ ny tanana ho avy zao.

Nanatanteraka fiarahabana tratry ny taona ny zoma lasa teo ny fikambanana REFAMP na ny Reseau des Femmes Africaines ministres et parlementaires .

ramampy 3

EMISSION : RAMAMPY Zenaïde Lechat Marie

Mandeha mankany amin’ny fampihavanam-pirenena izao fizotry ny raharaham-pirenena izao, hoy Rtoa RAMAMPY Zenaïde Lechat Marie.

ramampy 1

RAMAMPY ZENAIDE Lechat Marie: Vehivavy maro no nahita tombontsoa fony izy ben’ny tanàna.

Nitondra voka-tsoa maro ho an’ny vehivavy tany Ambalavao Tsieniparihy, fony izy ben’ny tanàna Ramatoa RAMAMPY Zenaïde Lechat Marie. Niezaka nanakaiky ireo olona...

error: Content is protected !!