Tag: , , , , , , , ,

RAVELONANOSY 14

ADY TANY ETSY ANTANANDRANO ANKADIKELY : manao antso avo amin’ ny filoham-pirenena ireo tompon-tany izay manana « titre »

Mahatsiaro voan’ ny tsindry hazo lena ireto tompon’ ny tany mirefy 30 ha izay eny Antanandrano Ankadikely ireto. Nandritra ny 13 taona no nifanolanan’ izy ireo sy...

amenagement 1

MPAMATSY VOLA IRAISAM-PIRENENA : hanome vola amin’ ny lafiny fambolena sy ny fizakana ny fananantany.

Nitsidika tamin’ ny fomba fanajana an’ i minisim-panjakana misahana ny tetikasan’ny fiadidiana ny repoblika, ny fanajariana ny tany, ary ny fampitaovana Rivo...

DECENTRALISATION 7

LALANA VAOVAO ENY ANKADIMBAHOAKA: Hatao hampihenana ny fitohanana, hanatsarana ny tanàna.

Manoloana ny disadisa niseho teny Ankadimbahoaka amoron’ny lalana Andrian-tany, amin’ny fanesorana ireo trano miisa telo eny, dia nilaza ny minisi-panjakana misahana...

OGEM 9

OGEM : nanao ny fianianany ireo « geometre expert » 24 vaovao.

Nanao fianianana tetsy amin’ ny fitsarana ambaratonga voalohany Anosy ny « geometre expert » 24 ny Alakamisy 11 Desambra 2014 lasa teo.

AFD 6

FANJAKANA SY NY AFD: notoloran’ ny fanjakana “commandeuordre national Malagasy ny tale Jeneralin’ny AFD, Anne PAUGAM

Naneho fankasitrahana lehibe ny tale jeneralin’ny AFD Anne PAUGAM ny minisim-panjakana misahana ny foto-drafitr’asa sy ny fampitaovana ary ny fanajariana ny tany,...

VISITE AFD 1

MIN Rivo RAKOTOVAO : nihaona tamin’ ny tale jeneralin’ ny AFD

Omaly 08 Desambra 2014 dia noraisin’ny minisi-panjakana misahana ny foto-drafitr’asa, ny fampitaovana ary ny fanajariana ny tany Rivo RAKOTOVAO, ireo delegasion’ny...

IVATO AEROPORT 9

RIVO RAKOTOVAO: Ny kaominina no mahalala ireo laharam-pahamehana ao aminy.

Omaly 03 Desambra no nidina ifotony teny amin’ny kaominina Ivato Aéroport, nijery ireo foto-drafitr’asa efa niatomboka teny an-toerana, toy ny tsena, ny Lycée ary...

HVM 21

HVM : hanao fihaonam-be hanaovana jery todika

Nandritry ny fanamarihana ny faha herin-taonan’ ny vondrom-bavaka HVM no nanambaran’ ny filoha nasionalin’ ny antoko HVM Andriamatoa Rivo RAKOTOVAO fa hanao...

MAIRE 2

BEN’NY TANANA Ambohimangakely: BY Pass, handray andraikitra amin’ny fanotorana tany.

Manoloana ireo tsy fanarahan-dalàna amin’ny fanotorana tany eto amin’ny faritry ny renivohitra sy ny manamorona ny BY PASS dia nambaran’ny minisi-panjakana...

decentralisation 10

MEIEAT : Vola mitentina 3,5 lavitrisa no hanohanana ny kaominina 38 sy faritra 6.

Tsy ampy ary mbola vitsy ny fisian’ireny foto-drafitr’asa mitondra fampandrosoana ho an’ny mponina ireny ary mahatonga ny vato misakana ka miteraka fahasahiranana...

error: Content is protected !!