Tag: , , , , ,

RAHOLDINA 1

SOLOMBAVAMBAHOAKA NAIVO RAHOLDINA : noravana ilay tamboho nisakana ny lalam-bahoaka.

Nohon’ ny fitarainan’ ireo olona an-jatony mampiasa ny lalan-kely eny Analamahitsy tanana izay nisy nanampina ka nahatonga ny fikorontanana amin’ ny fivezivezen’...

RAZAFITSIANDRAOFA Brunelle 1

SOLOMBAVAMBAHOAKA RAZAFITSIANDRAOFA BRUNELLE : manantena fa hahazo rariny mikasika ny fiampangana ny filohan’ ny repoblika

Tsy mitsahatra ny fanehoan-kevitra eo amin’ ny fahitan’ ny mpanao politika na ny solombavambahoaka ny raharaham-pirenena fa indrindra ny fizotran’ ny fihainon’...

jiro (8)

SOLOMBAVAMBAHOAKA NAIVO RAHOLDINA : manatanteraka ny fampanantenana nataony tamin’ ny fampielezan-kevitra.

Fokontan’ Imamba Soavimasoandro indray no nanaovan’ ny solombavambahoaka Naivo RAHOLDINA sy ny mpiara-miasa aminy asa sosialy omaly 28 Novambra.

error: Content is protected !!