Tag: , , ,

KOPI KOLE22

ORANGE MADAGASCAR: Hanohana ofisialy ny Kopi Kolé 2015.

Hiavaka ny andiany faha-telo amin’ny fifaninanana Kopi Kolé, fandaharana vokarin’ny fahitalavitra TV Plus amin’ity taona 2015 ity.

MIKEA 1

FIKAMBANANA MASIKORO ( MIKEA ): Mitsipaka ny tetik’asa fitrandrahana ataon’ny orinasa Toliara Sands.

Misy ny tetik’asa fitrandrahana fasi-mainty ho ataon’ny orinasa vahiny iray, Toliara Sands.

FIANAKAVIAN' I FELICIEN 4

FIANAKAVIAN’ I FELICIEN : Tsy mendrika azy ny hiafara amin’ ny romoromo sy ady…. nandefitra ny havan-drainy.

Tsy marina ny tsaho mandeha fa tsy niraharaha ny fandevenana an’ i Felicien kopi kole an’ i Theo RAKOTOVAO ny fianakavian-drainy raha ny nambaran’ ny dadatoany.

error: Content is protected !!